mety mbola ho tafaverina miaraka ve ra efa nisaraka 1 an
21. Leeva (
21/11/2005 07:43)
lorra:
manahirana be le fitiavana, izy io olona efa niaraka tamiko 3 ans de nisaraka de zao ndray izy otran'ny te hiverina de tsy fantatro hoe efa nisaraka 1 an ve de mbola mety ho tafaverina?(l)^^:lol:
slt,mino aho fa efa nanotanianao ny anton'izany heviny izany an!,izy ve no nisaraka taminao sa ianao no nisaraka taminy?dia tena niaraka ve ianareo tamin'izany sa ahoana?...
Fa maninona oa ty fitiavana ity de mipetraka ho blem ntsika foana e! Indraindray aho de manontany tena hoe tena nahoana isika no resin'io @ fiainana. Resaka fitiavan'ny lahy sy vavy io an... Fa izao e: marina ny tenin'ny namana iray namaly teo aloha fa ianareo roa ihany no mahita an'io. Nahoana moa no tsy ho tafaverina ianareo? Ary eo ary vao mety tena mifankatia tsara ianareo satria rehefa avy nitsapatsapa tany an-kafa tany vao mahita hoe hafa ihany le voalohany.. hahahahaha... sa tsy voalohany moa fa azafady e... :*
tsy misy tsy vitany fitiavana tena marina satria izany no fehin'ny fahatanterahina, ka raha tena tia marina ianao sy izy ka nety nisaraka noho ny antony manokana dia mety ho tafaraka indray ao aoriana;