Avy aiza ny baiboly?
21. eprom
(
14/11/2005 08:52)
Ny tena olana de teren-dra Tsimiandra ho voazavan\'ny \"voafetra\" ny \"tsy voafetra\". ( mitady 3D amin\'ny taratasy..:D). Ary raha ny finoana no mety hazavaina ara-tsiansa de tsy hitako intsony izay maha-\"finoana\" azy. Resaka fanahy io ka masom-panahy ihany koa no mahita azy. Mahalasa saina ahy ireto :
1/\"Dieu est faillible car...incapable de nous fournir des preuves tangibles de son authenticité\". Fa iza moa isika olombelona no afaka mitaky porofo amin\'Andriamanitra vao hino azy. Izy no afaka mitaky amintsika ny hinoantsika tsy misy porofo. Ara-pamaritana ny hoe \"Andriamanitra\" izany amiko.
2/Ny marihiko sy tsongaiko kely fotsiny eto dia ity:fantatra ankehitriny ny antony nanoratana ny baiboly,fantatra ny fotoana nanaovana azy,ary antokon\'olona iza ny nikokokoko nanoratra sy namolavola ny tantara ao anatiny.
Ho an\'ny manampahaizana dia aleo izy hiady any.Ny fantatro fotsiny dia tsy misy manan-jo hitompo teny fantatra
Samy tenin\'i Tsimiandravola ireo. Ny tiako hotsindriana de ity : ny siansa (indrindra ny arkeolojia, tantara fahagola, ..) de tsy ahafahana mitompo teny fantatra. Ka aza de mahasahy miteny loatra hoe voaporofo fa ry ranona no nanoratra ny baiboly

25. kafmalbar
(
18/11/2005 19:04)
marina ny filazanao azy fa mba tamin'ny rahoviana moa no nisy ny baiboly dia tamin'ny rahoviana no nisy ny soratra alphabet.
26. adam
(
07/01/2006 21:52)
raha araka ny fikarohana nataopn'ireo manampahaizana manokana mikasika ny tantara dia tani ho any @ -1444 bc tany ho any no nanoratan'i Mose(sy) ny torah na ny boky dimy misy ny lalàna ary 1600 taona no nanoratana ny bible iray manontolo hatramin'Jaona (apokalipsy) natao ho an'i zanak'israely izy io sy ho an'izay te ho any @fanjakan'ny lanitra tsy nisy hafa firenena nanoratra tao na dia iray aza ;tao Qumran ranomasin-tsira no nahitan-ny mpiandry ondry ireo atotam-boky misy ny dikan-teny nandikana ny lalàna satria ny fiaran'ny fanekena de tsy hita mandrak'androany dia namidiny t@ kolektionera fotsy hoditra de nifindra tanana ny tantara izany no mahatonga ny problema eto ambonin'ny tany lasa fitaovam-panjanahana mahery vaika ny fivavahana zarazarao hanjakana e ':-$
27. marozevo
(
11/01/2006 00:51)
adam:

Raha ny tena marina dia tsy nanoratra i Mose(sy) na dia teny iray amin'io boky dimy io aza. saingy izay voalaza ao momba an'i Mosesy kosa dia tsy azo lavina ny fahamarinany. Karazan'antokon'olona fara fahakeliny efatra no nanoratra ny boky dimy... ary tsy fotoana niaraka akory no nanoratany izany, fa lava dia lava. Araka ny fikarohana koa, dia tamin'ny andron'i Esdrasa no tena tapitra voasoratra izy... izany hoe 5 - 3 ieme siekla alohan'ny année 0.
Mila amarinina tsara koa ilay hoe "tsy nisy hafa firenena nanoratra tao na dia iray aza", sao dia mba misy hafa ihany... raha tsy diso aho toa tsy jody ny iray amin'i Marka na i Lioka tsy tsaroako tsara... na izy roalahy mihitsy angamba ??!!... Angamba i Lioka eh... Toa Grika hono le zalahy iny koa !
Tsy lavina fa tena marina ilay tao Qumramm... saingy ilay hoe lasa fitaovam-panjanahana kosa.... eritrereto ihany ...