hopitalim-panjakana hono

21. fijo ( 16/11/2005 21:41)
raha ny sefony koa aloha no hilazana mety hanova zavatra ihany e.
22. Beinjy ( 30/11/2005 17:38)
Isika gasy mitsy koa no tena marary e! fa ny gachy a!ra mahazo basy na lalitra aza tofirina ka ledokotera resahana eto de marina doolo zany volaza zany fa izy rehetra de manao io jiaby nefa alohany handraisany diploma de manaiky fa hanatanterka ny asany tsisy tsolotra .Marina fa mety kely ny karama nefa tsy mba afaka miafy kely ve mba jerenanty fitondrana vao2 ty e! tsy hoe manohana andRa8 fa mba mampitaha ohatra nge jereo ny sinoa e miray hina izy mianakavy fa ny antsika omeo aloha ny sosy vao mandeha ny rehetra .Tsy dokotera ihany fa na ny mpiasampanjakana aza ka ra za mahita dokotera migre vy tnde meko majinika
23. ravakamalala ( 01/12/2005 16:03)
Ny resaka tsolotra anie indraindray mba azo leferina ihany satria mahantra loatra ny vahoaka malagasy fa raha ohatra kosa ka fahasalamana , zany hoe ain olona no ifampitambazana ara bola, tena efa hitako hoe mirefarefa amin ny tany ilay fisainana, sanatria ohatran ny manararao-paty.

Hoy i herimiafina
Inona hoy nareo no fototrry ny loza? Banky mondialy sy FMI mi-forcer antsika hampiatra karazana politika santé sy éducation, izay nahatonga izany zavatra rehetra izany hirongatra, hehehehe


misy kosa herimiafina ny atao hoe ethique a!! Marina fa poritra fa na izany aza.
24. fijo ( 01/12/2005 22:13)
ekeko mihintsy ravaka eto.
25. ravakamalala ( 01/12/2005 22:20)
fijo> zay ianao vao nanaiky ahy:-*
26. fijo ( 01/12/2005 22:58)
ekeko fa...lasanao ary aho eeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2437