frantsay, anglisy ary gasy
1. zakony
(
09/11/2005 10:16)
tafaraka hono izy telo ireto, ny iray frantsay, ny iray anglisy , ny iray gasy, dia mba niresadresaka momba an'i Adama teo ry zareo ka lasa ny adihevitra.
frantsay : tena frantsay leireto i Adama, hitanareo tsara ny fanehoampitiavany an'i Eva, tena frantsay lery
anglisy : aaa, tena anglisy lery ka, hitanareo ilay poma tokana iny nomen lery an'i Eva, ohatra ny tena Gentlemana
farany ny Gasy : tena hitako fa malagasy lery e, raha tsy gasy ve, efa tsy miakanjo fa misalaka tanana (tanana moa izany no atao fanakona), tsy misy afatsy paoma 1 no mba faripananany dia mbola hihevitra ny tenany ho any amin'ny paradisa ihany.
:/

novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:17
19. sasa
(
11/11/2005 05:53)
Veloo njy variana nanao Adieu celibat d tsy maharaka intsony, ampio izy lety ry bedada an
20. mamzelkely
(
11/11/2005 06:20)
zay anie waaaaa eeee...:-D:-D amiti angamba aleo daabe no mitondra an le migy fa tena amizay ts very tsony njy ry veloo...:-D:-D