jirama! misaotra be amin'ny ezaka ataonareo...

21. jentilisa ( 11/11/2005 07:50)
Dia nampiana'ny jirama indray moa izany izay hampitombo ny hafalianay e! toy ny fahatapahana mahazatra dia nampiany hafa indray omaly nanonmboka tamin'ny 21h30 ka hatramin'ny 23h15mn. Tena tsapa tsara mihtsy hoe hatraiza moa ny ilana ny jirama amin'izao fotoana izao.

Mieritreritra aho fa ho be ny zaza teraka amin'ny herintaona raha tsy hoe nahalafo fimailo betsaka angaha ny psi amin'izao fotoana izao!
22. jentilisa ( 12/11/2005 06:57)
re koa izao hay fa nanomboka tamin'ny 16h ka hatramin'ny 21h ny delestazy omaly tany sabnam...mahavariana! mbola ho aiza hoy i Kaina?
23. Veloo ( 14/11/2005 16:40)
mamzelkely =))=))=))
24. mamzelkely ( 15/11/2005 12:26)
marina ky zany a.. miaina ao anatin haizina izahay..:°)
25. Veloo ( 16/11/2005 17:49)
mamzel a ntsooooooo mbola hiseho aky ilay masoandro ary hibalika an :-*:-*
26. jentilisa ( 17/11/2005 07:02)
Dia hafakely indray fa raha adiny roa ny niainanay ny fahatapahan-jiro. Nafindra ny ora ka lasa amin'ny fito ora indray no fanombohany. Ary ny fiverenany kosa dia tamin'ny folo latsaka fahefany!

izany hoe adiny telo latsaka fahefany ny fahatapahan-jiro tany amin'ny tanàna nisy anay. Ary tsy ny any ihany fa ny any Ivato sy ny lalana amanamorona azy iahany koa.

Raha nieritreritra ny hihenan'ny fahatapahana ny maro dia nitombo tampoka izany! izany hoe nitombo indray ny vola lany amin'ny labozia
27. mamzelkely ( 17/11/2005 07:24)
veloo< an3 afaka misy anie le mazava refa tina e fa le maizina mits no milay:wink::-D:-D
28. Veloo ( 17/11/2005 18:17)
:lol::):lol::D:D:-D
29. mamzelkely ( 18/11/2005 07:44)
veloo< kopy toi azon toi le izy ve :wink::-D:-D:-D:-D
30. Veloo ( 18/11/2005 21:18)
mamzel a ie :-D
31. mbltina ( 25/11/2005 11:46)
tena tsy hisy intsony ve io sa rehefa vita ny fivoriambe ny firenena miteny frantsay dia hiverina indray ny irina dia tsy hiverinaintsony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1572