jirama! misaotra be amin'ny ezaka ataonareo...
1. jentilisa
(
09/11/2005 07:44)
Aza matahotra ianareo fa tena ato tokoa no nametrahaka ity zavatra nosoratako ity. Sambany...tena sambany omaly teny an-tanananay no 1 ora sy sasany monja ny delestazy. Taloha manko dia 2 ora sy folo eo foana.
Dia arahabaina ianareo mba nahafaka nampihena 1/2 ora be izao ny delestazy iainanay! misaotra betsaka e!
Dia arahabaina ianareo mba nahafaka nampihena 1/2 ora be izao ny delestazy iainanay! misaotra betsaka e!
novalian'i mbltina ny 25/11/2005 11:46
2. jyharinirina
(
09/11/2005 08:37)
Aleo apetraka oe sambatra nareo zany,any @nay d +2ora foana e, raha ny fijeriko d kisendra2 zany fa tsy ezaka, tsy misy intervention atao. Ary azoko antoka fa sty hijanona @ +2ora io fa hitombo foana. Fehiny, ny ahy amidiko daholo ary atao TVA 0% ny matôsy mandeha herin'aratra. satria @fotoana hampiasana azy delestazy, sady efa lafo b ny vidin-jiro.
3. estine
(
09/11/2005 08:48)
de teny aminay tapaka isaky ny folo minitra nanomboka t@ 6 ka hatramin'ny 11 alina de tsy hay ze toiny fa natory zay:lol::lol:
4. pika
(
09/11/2005 10:03)
mba niangarany nareo izany ny teny aminay taorinan'ilay week end lava be iny izay tsy nisy fahatapahana tamin'iny dia mitombo avo 3heny noho ny isan'andro no tapaka
ny hariva fotsiny oh raha tapaka @ 5 ora hariva tsy miverina raha tsy @ 7 ora 25mn
ny hariva fotsiny oh raha tapaka @ 5 ora hariva tsy miverina raha tsy @ 7 ora 25mn
6. sasa
(
09/11/2005 10:30)
Ny eny aminay indray isaky ny 7h 30 jusqu'à 9h 30 afa-tsy ny week end, d tsy mahita vaovao mintsy ny tenanay, satria moa tsy mody atoandro, d tsy maharaka nin nin, mampanaelo e
8. jentilisa
(
09/11/2005 13:27)
kay! nisy sipana mpiasan'ny jirama ambonimbony angamba any aminao dia te-hamangy tany nedala dia niverina alohaloha ny jiro. Sa ahoana?
11. sonwin
(
09/11/2005 21:12)
misaotra ny jirama fa nihena ny faktioran-jiroko fa maty foana ny jiro aty aminay isak'alina dia nihena be ny "kaonsaomasiao":)
12. pika
(
10/11/2005 05:24)
:-D na tapaka aza mitombo hatrany ny vola aloha e
dia aleo hisaorana ihany fa mety hitombo avo 10heny ny nalaina t@ tsirariny sy ny madinika :-D
dia aleo hisaorana ihany fa mety hitombo avo 10heny ny nalaina t@ tsirariny sy ny madinika :-D
13. xxx
(
10/11/2005 06:01)
ountsssssss frera elah aza mampmé eo an,:-D:-D ny delestazy misy foana, ny faktiora miakatra foana lety an! 66% indray hono kou, zavatra lavaka be mintsy ao am Jirama ao d tsy miantsy tapenana aloha e.
ss
ss
15. jentilisa
(
10/11/2005 08:54)
Dia miverina indray aho hanambara hoe aksidà angamaba ilay nolazaiko omaly fa nitombo 1/2 ora kely fotsiny ny delestazy tany an-tanàna omaly. Dia mbola anakasitrahana ny jirama satria mba tsy nampitomboiny oray iray ilay izy fa atsasak'ora fotsiny. Misaotra be dia be tamin'ny fandavan-tenanareo nandà anay tsy higoka mitohy ilay 1/2 ora azonay teo.
Miangavy re mba mamangia ilay sipanareo any an-tanàna fa fahasambarana kely ho anay ny famamngianao azy any e!
Zany an!
Miangavy re mba mamangia ilay sipanareo any an-tanàna fa fahasambarana kely ho anay ny famamngianao azy any e!
Zany an!
16. sonwin
(
10/11/2005 10:38)
:-D:-D, ary hitako aty aminay no maizina foana isak'alina, kay moa ilay ramatoa ao ambony ao ka...:°)
17. dadabe
(
10/11/2005 11:27)
misaotra ny jirama marina fa tena mba nihena ihany koa ny delestazy aty aminay :wink::@
19. Veloo
(
10/11/2005 17:17)
sonwin :-D:-D:-D:-D
ntsoooooooooo mampalahelo nareo ka inn ary no azo ataoko ry reto a? hitondrako generator ve nareo e..
ntsoooooooooo mampalahelo nareo ka inn ary no azo ataoko ry reto a? hitondrako generator ve nareo e..
20. mamzelkely
(
11/11/2005 06:21)
veloo< any aminjy zareo fa aty aminay tsy misy delestazy kooooo..:°) aty aminay mantsy maizina lava...:°)