Ravalomanana Marc: de la Rue au Palais, Tome II
21. rasera
(
20/11/2005 14:58)
Tsy namaky ny 1 aho fa namaky ny lohan'ny faha2 dia izao no tsapako. Vizaka aho hamaky h@ farany satria raha vao manomboka fotsiny dia toa olona efa nahafantatra ny momban-dra8 izy saingy nanampi-maso angamba fa nanantena fikarakarana manonkany saingy toy ireo tsy nahazo valiny t@ fanohanana an-dra8 ary tsy vitsy ireo lasa ao @ 3fn (Vononahitsy te ho directeur omnis oh:) sns, dia lasa nanohitra ka izao manohana ireo efa nalohan'ireo namany efa teo (I Zafy anie ka ry Ndrema no nampiakatra dia mbola ry ndrema ihany no nandrodana dia izao dia mbola i ndrema ihany no anisan'ny mbola te hamerina ny efa nalohany teo e! Marina fa mety heverinareo ho tsy hahataka-davitra ny vahoaka fa ny sarimihetsika ataonareo ao efa tsy nisy tsy nahita. Mila olom-baovao koa ny olona mpanohitra fa tsy ny tonta lava no avadibadika. Iza t@ ireo no tsy nanao affaire 'flamco sns' iza anefa no tafarina na nahazo fanampiana tany @ fmi sns nefa aiza izao Efa t@ andron'i Rarivoson ka ry Razafimahaleo 'groupe stedic' no nisian'ny fanohanana vola ny orin'asa tao gasikara, saingy ity farany kosa tsy mba tao anaty sehatra politika no nahazo fanampiana nefa lasa lavitra. @ io lafiny io modely eny fa na tsy manohana ny ataony rehetra aza aho ankehitriny. Jereo ny fanamarihana ataon'ny ekonomista raha nisy roa na telo nahavita oh ra8 t@ maha mpitantana orin'asa azy mety efa mba nisy rirany ny fiainan'ny malagasy saingy ireo trosa nofafana anie ka tsy nisy nentina nampandrosona ny malagasy fa lasa gabo raraka fahiny e. Aza adino ny lasa.
22. Andriambelo
(
21/11/2005 21:43)
Izaho koa mba namaky (ny boky voalohany sy ilay boky faharoa nalaina tamin'ny interinety). Tsy dia misy hoe zava-miafina napotsany, na hevi-baovao navoakany. Fa ny fomba fanorany no tsy dia voako,("mibotsina tsy an'antony", izay angaha no andikana ny hoe "style ampoulé et grandiloquent").
23. Herimiafina
(
21/11/2005 22:35)
Tsy aleo ve ry zareo mamaky tintin, na Gaston Lagaffe toy izay hamaky an'io boky bourazy de krana be io. hehehehe:-D:-D:-D:-D
24. mandrindra
(
22/11/2005 11:37)
tsy bourage io ry herimiafina fa mba manaraka ny fitsokan'ny rivotra izy a. Amin'izay tsy dia misy ventiny fa zavatra efa fantampoko, fantampirenena ihany no soratany ao. Mpianatra classe de 3ème manao rédaction io e, tantarao izay zavatra hitanareo.
25. fijo
(
22/11/2005 21:28)
le zavatra lazain'ny mpanohitra anie zavatra tsy vaovao fa ,na efa hita,na efa niainana e.
raha manankevitra ry zareo,dia tokony mitady sy mandroso vahaolana vaovao sy olona vaovao,fa tsy ny "paraky efa narora no mbola averina am bava".
raha manankevitra ry zareo,dia tokony mitady sy mandroso vahaolana vaovao sy olona vaovao,fa tsy ny "paraky efa narora no mbola averina am bava".
