Ravalomanana Marc: de la Rue au Palais, Tome II

1. jefra ( 08/11/2005 13:04)
Misy boky azo telecharger-na ho an'izay liana. Tsy namaky ny tome I aho (asa raha misy afaka manome sopapa) fa ity ny tome2 a 180degre izany.

http://charlotte-rafenomanjato.blogspirit.com

Hoy ny Express:
Autant le premier tome n'était que louanges à la gloire d'un personnage qu'elle avait soutenu de toute la force de son âme, une œuvre à la limite du panégyrique, autant le second prend des allures de reniement en bloc, surtout quand elle se faisait un devoir de démonter un à un les arguments qu'elle défendait elle-même âprement dans le premier volume.

Ici, c'est la passionaria de l'opposition, la militante de la réconciliation nationale et de l'amnistie qui s'exprime, avec la verve qu'on lui connaît, directe souvent, lyrique et pathétique la plupart du temps.

Dans cet acharnement à détruire un mythe dont elle a contribué à l'édification, les coups volent quelquefois très bas, notamment à l'endroit des Chinois "arrogants" et "vendeurs d'illusions", ou des Africains qui sont ici "pour des raisons d’intérêts" et dont beaucoup sont "mêlés à des affaires obscures et illégales". Autant de confessions, troublantes, de la part de l'auteur de "Sang pour sang" et dont on se serait très bien passées.

Un revirement à 180 degré qui explique à lui seul la différence de présentation des deux livres : si le premier a pu bénéficier, il y a trois ans, d'une édition sur papier, en bonne et due forme, avec un sérieux coup de pouce du président lui-même, le second doit "se contenter" du support de l'internet, pour une raison que l'on comprendra aisément.
novalian'i fijo ny 22/11/2005 21:28
2. pitchou ( 08/11/2005 17:47)
bof! mpanoratra tsy mahafantatra ze tena tiany atao izany tsy aéndaniana andro r'ise a!
3. xxx ( 08/11/2005 20:13)
:-D:-D:-D:-D:-D mamikitra mafy mihitsy i pitsou. Tsy misy fakany ange io seza io fa dakana kely fotsiny dia miongana e :-D:-D:-D:-D:-D
4. fijo ( 08/11/2005 23:31)
fa iza le mpanoratra fa toa mampiomehy.
5. jentilisa ( 09/11/2005 06:21)
Fa inona ary ny nataon-dRavalomanana taminy? Aoka holazaina fa izaho dia efa namaky ihany ny tome I Raha izany no ilazana azy. Ny voasoratra tao amin'ny ankapobeny dia momba ny nataon'ny vahoaka fa tsy ny nataon-dRavalo loatra. Toy ny manohitra izay nataon'ny vahoaka izy raha mivadika tanteraka amin'ny nosoratany voalohany.

Mbola tsy nijery ilay tome II aho eto an!
6. naritsimba ( 09/11/2005 10:40)
Aleoko mijery Tom et jerry toy izay hijery an'izany tome 1 sy II nareo zany
7. xxx ( 09/11/2005 11:04)
jentilisa > plutot nanohana an-Ra8 ny mpanoratra dia izao manohitra azy raha ny hevitro, fa tsy hoe nanohana ny vahoaka dia izao manohitra azy.

naritsimba > eny wa :-D:-D
8. jentilisa ( 09/11/2005 14:40)
Asa raha azonao ny tiako ambara na tsia? lazaina hoe nandoka ny filoha Ravalomanana ramatoa Charlotte, tsia! ny fomba namakiako ny boky dia nidera ny herim-pon'ny vahoaka malagasy sy ny nataon'ny vahoaka izy tao amin'ny tome I dia izay herimpo izay ve no toherina, hoy aho?

ny fijeriko ilay boky tome I io an!
9. pitchou ( 09/11/2005 18:48)
zà kou miombon-kevitra @ naritsimba! raha io tsikeran'ny gazety io d tao raha matoa samihafa ny fivoakan'ny boky! noho izany olona tsy manana ny mahaizy azy!
xxx> tsy fantatrao ze hevitro any klou e! :-D:-D:-D ny iarahantsika rehetra mahita eto d zà mahasahy miteny ze tiako lazaina fa tsy miafina ao @ xxx mihitsy! :-D:-D:-D sady sarotra amiko ny hiverina @ le efa naloan'ny rehetra mbola fikirinao iny ihany:lol:
10. xxx ( 09/11/2005 20:43)
Bureau: Ravalomanana Marc: de la Rue au Palais
Esprit: Ravalomanana Marc: de la Rue a la poubelle
11. Herimiafina ( 09/11/2005 21:32)
Mano culte de la persone ve ato zany nefa zahay tambawaks noana klé?
12. jentilisa ( 10/11/2005 09:51)
Namaky kely ilay boky aho. 150 pejy mahery! tsy vita haingana!

Ny mahavarina dia sady toy ny kristiana izy no mpanaja fomban-drazana. Nahoana? mahery dia mahery ny tenin'ny Ombalahibemaso.

aza amidy ny tany, voaozona izay mivarotra ny tany!

Ravalomanana no sahy nanao zany voalohany hoy izy.

Manaraka izany nolazainy fa tsy tantara toy ny nataony teo aloha ity boky ity fa fanadihadiana amin'izay.

Ny tao an'eritreritro teo ampamakiana azy: Nahoana izy no miaraka amin'ny olona fantatra sy malaza fa rasista amin'izao fotoana izao.

Hita tao koa fa nanao an-dRavalomanana toy ny andriamanitra kely izy kanjo olombelona ihany io olona io. Rehefa tsy nahavita ilay mahaandriamanitra azy ranamana dia lasa manakahala be izy.

Na dia izany aza dia misy hosaintsainin'ny maro hanantena be fahantany ny zava-misy.

Fa lasa midoka ny Arema indray ilay ramatoa ao anatiny ao. Hafa indray iny!
13. Herimiafina ( 10/11/2005 19:57)
Tokony hividianana masomboly vary maro anaka hambolenay tantsaha ny vola azony amin'izany boky izany klé, raha tena tia tanindrazana tokoa araka ny teniny izy.
Ravan'ny cyclone mantsy ny tanimbary teo ka voatery nohanina njay ny masomboly.:-D:-D
14. jentilisa ( 11/11/2005 08:37)
Tsy mivoaka boky io ka! internet ihany.

Ny mahagaga ihany koa! izay mbola karazny tsy manaratsy an-dRa8 amin'ny mpanao politika dia haratsiany avokoa. Fa resaka tiana sy tsy tiana fotsiny ve izy ity?
15. Herimiafina ( 11/11/2005 18:28)
Ny anah izao ny boky tena hitako hoe pertinent injinja tokony hosoratana toa izao de boky manao approche kritika ny politikan'ny fampandrosoana misy any amintsika.

Ary manolotra vaha-olana faisable tsara amin,ny karazana olana mitranga eo amin'ny toe-karena.

Tsy tokony ho resaka tiana sy tsy tiana intsony izao.
Ny tany mahantra,a ry rehefa mahantra ny tany dia ny firaisankina no lalana voalohany hanarenana azy.

Ny olana anefa de ravàna ny firaisankina, aparitaka ny information fanankorontanana, fanaratsiana olona, fitsaratsarana,

Aseho amin'ny loupe ny défaut-n'ny olona iray ary dia tsy misy fantatra intsony ny momba ny zavatra tsara aminy fa lasa halan'ny olona ilay olona. Rava ny antsoina hoe Union, Collaboration fa mifamandripandrika ny olona, mifampingampingana.

Ny fotoana sy ny vola lany hananganana fandrika iray anefa de ampy hanavotana aina maromaro noho ny mosary nianjady.

Be ny vola atobaka hiankajoan'ny solontena eo antsehatra, vitsy ny vola hividianana masomboly hamelomana vahoaka iray manontolo.

Zah contre ny structure napetraky ny frantsay.
16. fijo ( 11/11/2005 22:07)
izao jerena e,tamin'ny 2002 ireny ratsiraka nanakarana mpikarama anady naika hamono an dravalo.3 000 000€ no vola nalohany tamin'izany.(izy mihintsy no niteny an'io vola io)
raha tia tanindrazana tokoa ve.dia izany no tokony nandaniana io vola io????????????
17. Herimiafina ( 11/11/2005 22:26)
Iny alou de tena tsizy mahintsiny e, tssssss.

Na le havanay nikarama nanao an'Iavoloha tsita faty tsita velona zay aza mbola tantara lavabe.
18. jentilisa ( 12/11/2005 08:06)
eeeeeeeeeh! izay nahafantatra ny rafitra sy ny efitr'Iavoloha tamin'izany aloha dia mampamangy hoy ny fitenenana!
19. pitchou ( 14/11/2005 21:54)
fa zany nge tsisy dikany @ ty afitsoky ra8 e! sa tsy zany? :?

Zà klou d tsotra ihany raha mbola tsy misy metimety noho io d aleoko io klou satria io mba metimety noho ny teo alohany!

Ny mahavarina dia sady toy ny kristiana izy no mpanaja fomban-drazana. Nahoana? mahery dia mahery ny tenin'ny Ombalahibemaso.

aza amidy ny tany, voaozona izay mivarotra ny tany!

Ravalomanana no sahy nanao zany voalohany hoy izy.

jentilisa> sur ve enao fa ra8 no resahan'io boky io? satria filma efa nahazatra nandritra ny taona maro ireo
20. fijo ( 15/11/2005 22:19)
sady raha izany no resahana,ry ndremanjato ireny ve aminareo no tena atao he pasitera????????za aloha tsy mino ka asa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0536