adim-poko...fanavakavahana...izay ihany ve?
21. zama91
(
10/11/2005 15:47)
film e'fa nandeha izany adim-poko ka iza indray no mba mety azon'ny fandrika ao
22. Herimiafina
(
10/11/2005 19:59)
Tena noana mintsy ra-herimiafina marina e. Nefa aleo noana hendry sy misaina toy izay voky nefa adala tsy manantsaina mandrangitra adimpoko otsan'ireo dahalo mitonona ho mpanohitra ireo.
23. ravatorano
(
11/11/2005 11:58)
aoka marina mba izay manamboatra no manomba v
marina fa nisy fanamboarana sy fanadiovana goavan b io kianja teo amin ny 13 mai io ka rariny raha tsy hanaovana fihetsiketsehana.
Maninn ngefanay raha eny amin ny malacam io ndray tsy homen ny madarail
eny alarobia aloha d io ihany no mba kianja misy tartan eto amitsika d ho potehina amin ny filaharana v sy ny hetsika izay aterak izany
sa kosa rehefa ry zareo no manao d misy sakana satria aza hadino fa izoa fitàondrana izao d teny andalana teny amin ny 13 mai no niainga anie eh nihetsika d nikotrna nandrava ny barazy d izao tafa amizao fotoana izao io
sa kosa tokny ho eny amin ny palé d sport ry zalah ngefa afaka manofa ilay toerana izy saingy ny ankalamanjana no tianay
mampieritreritra ihany ry zalah mpanao politika eto

24. fijo
(
11/11/2005 22:24)
avelao izy haneo hevitra,fa ny toerana no tsy tokony ho eo analakely na 67ha.antsonjombe rehefa milay ny mpihira feno olona foana,ka alefaso any izy.
tany antsiranana anie ry zalahy efa nomena toerana ,tsy nahazo olona e,dia iny lasa nanafika ny fetin tsekoly iny.ny azy ady no hilainy mba hiresahana ny momba azy,fa raha hevitra izany voanjobory ny ao antsaina ka hevitra inona no haroso eo?

25. SOLTAKER
(
12/11/2005 03:06)
RAHOVIANA ARY NY EO @ 13 MAI ILAINA AR EH ???????????
SÛR MANKO FA OLO TSY HOAVY ANY ANTSONJOMBE ARAK'IZAY LAZAINAREO ZANY !!!!!!!!!

27. pitchou
(
14/11/2005 21:59)
ravato> ka ny fahitana ny vokatry ny filaharana indrindra no tsy tokony hamelana azy handeha eny @ ireny toerana ireny ko! tsy we satria ry annn teny d tsy hanaiky raha tsy eny! kou loza raha misy mahita hevitra we satria ry annn nanapoaka tatezana 48 d mba avelo koa ny hafa hanapoaka tatezana 48? tsssss
28. fijo
(
15/11/2005 22:22)
hi hi hi ka rehefa tsy hoeny antsonjombe dia mitadiava toerana izay tsy misy voninkazo hosimbana e.asa any ambohimanga.sady efa nisy oranzy nanao anie teny e.