ahoana ny fomba tsotra

21. xxx ( 07/11/2005 12:48)
Nahafantatra olona nanao toy izany koa aho.Ny azy indray notereny (tena harcelement mihitsy) hampisambotra vola be azy ilay namany. Fa tena mafy be ity farany dia tsy nanome mihitsy nefa dia tena nanana vola tokoa izy. Inona ozy nareo no niseho : izy indray no nampifilafila nefa dia nilokaloka anie fa dia tena tiany hono io namany io e. Fa raha ny fitiavana no hidiran'ny fisamboram-bola, rava ho azy izany satria fantatra mialoha fa tsy ho voaveriny iny akory. Izany aza moa mindrana fa maika ny mangataka fotsiny.
22. taratrakely ( 07/11/2005 14:07)
aza misaraka zany oa..ereto ao
23. taratrakely ( 07/11/2005 14:09)
aza misaraka zany oa..ereto ao
24. xxx ( 07/11/2005 14:51)
taratrakely:

aza misaraka zany oa..ereto ao

Dia raha tsy isarahana dia atao aona fotsiny .


25. xxx ( 07/11/2005 18:31)
Ka ny tena nahatonga saina ahy dia zao . Tsy mbola nisy vola teo amina fa @ debut semaine ambony hoy aho vao possible dia ozy hoe haka any amin`olona aho dia omenao @ semaine ambony dia eny hoy aho , dia nolazaiko izy hoe tsy ampy ny aty amiko fa misy manahirana ahy koa hoy aho dia zao fotsiny no misy hoy aho nefa 80% no omeko an dia ozy hoe efa naka tany amin`olona hono izy fa ataovy ny hevitra dia ok ary hoy aho . Tsy te ahalala ny fasahiranako mintsy zany izy .
26. vegas ( 07/11/2005 18:52)
Refa hisaraka enao dia aza mieritreritra na maka ny placen'ilay olona sarahanao.
Andramo io nge e.
27. vegas ( 07/11/2005 18:54)
Tsy ho tafisaraka eo mintsy enao ra ny fonao no arahinao tsinona.
Alefa TOP! vao avy mamaky ity message ty enao de composéo ny numerony de lazao azy fa tsy mitempo aminy tsony ny fonao. basta.
28. xxx ( 07/11/2005 18:58)
vegas hihihihihih . Tsy rude be ve zany .
29. xxx ( 08/11/2005 04:20)
Za alo bandy e! fa ra vao no bandy no mangataka foana izany ataoko fa tsy mety e! De lazao fotsiny izy oe TENA TSY ANJARA ANGAMBA NY ANTSIKA FA ALEO MIFAMPITSODRANO E! fa raha ny fo no itondranao azy de tsy tafasaraka @ mitsy ianao e!Any aoriana mety tsy hangataka intsony leiry fa mety leiry mitsy aza no tompoinao e! zay fa miala @ fa bandy mitady tany malemy hanorenampangady zany e!
30. Herimiafina ( 08/11/2005 04:48)
Eeeeh, any zay le malalako be fika fika iny, efa zakan'ny maizina izay izy izay any amin'izay misy azy any.
31. sipagasy ( 08/11/2005 08:30)
i xxx mpanoratra moauizany raha azoko tsara dia vavy,ka izao akia annnn aza manaiky izany intsony injiko, injikokoa moa izany efa leo na dia mbola misy ihany aza akia ny fitiavana tavela ann rehefa bandy no manao izany de avelao any annn, izy tokony mba hanome indray ve no omena nainona na inona ny manjo azy???? fa kilemaina koa nga izy sa bory tanana & tongotra no tsy hahay handeha hitady asamba ahazahoany vola???
Izay akia fa mahereza annn milamatanja-tsaina tsara injiko dia tena blokeoany ny mail ny de tsy hitanjiko intsony ny tarainany e! alaivo koa raha misy any aminy ny fanalahidin'ny tranonjiko???? sa moa efa miaraka mipetraka ianareo???
32. xxx ( 08/11/2005 12:56)
sipagasy hihihihihi merci beaucoup aki mampahery an .
Lasa ambony be ny moral kou mamaky ireto valinteny .
Misaotra antsika rehetra eeee.
33. lema ( 09/11/2005 18:47)
matoa énao mitaraina eto de misy zavatra tsapanao zany izy ara tsy taitra mitaraina aminao dé mba itaraino kou izy hoe za tena vizaka kely hiany ndraindra nefa mbola vesarinao ny olanao indray
34. lilbon ( 10/11/2005 14:17)
hipitsiho refa tsy tiana less a!
refa tiana izy de ampio tsara na be problema aza !
fa tanjemo fotsiny sao le fangolika be reny ?
de raha ireny indray de aza adino ny takalony hihihi:wink::twisted::twisted:
35. jentilisa ( 10/11/2005 15:11)
Ny olona tahaka izany na lahy na vavy fiavonavonana no fanaovana azy. Dia atao tsapa hoe tsy mifampitamby, hitanao ny ataony rehefa avy eo. Anaovy endrika tezitra...rehefa mampiseho izany ianao dia hatahotra anao izy. Izany no efa nataoko rehefa mihevitra ahy ho tsotra izay olona mitady hanararaotra fa tsy sahy intsony avy eo. Mahay mifanaja tsara! Tsy sahy manataka intsony na te-hifandray aza! arabao izy fa aza anaovana endrika mitsiky be iheverany anao ho "vendrana".
36. lilbon ( 11/11/2005 04:50)
mampme koa elisany !
le sizé anie tsy miteny we na be blem aza le siii de tsy milaza mintss le size fa tsy tia an'le kof le sii e:oops:8)
37. xxx ( 11/11/2005 23:23)
lilbon an , tiako ilay bandy fa ilay ataony lasa mahakivy be ahy ka mampihena ny fitiavako.
jentilisy , tsy ratsy koa io hevitrao io an .
38. cutie ( 11/11/2005 23:53)
xxx, mbola tsy nahita vahaolana ve?
39. xxx ( 12/11/2005 00:48)
:-D:-D
40. cutie ( 12/11/2005 01:06)
hihomehezana njay za , nefa fanontaniana serieux io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0898