hirotsaka ary Ratsirahonana!

21. jentilisa ( 09/11/2005 06:16)
Mety ho marina ny hoe tsy tokony ho anaran'olona no atao zava-dehibe fa izay indrindra no tena isafidianan'ny olona. Ary dia izay ihany matetika fa tsy ijereny tetik'asa indrisy!
22. fijo ( 11/11/2005 22:26)
ratsirahonana anie mahay koa e.fa io ravalo ihany no lany eo e
23. jentilisa ( 12/11/2005 14:30)
tsy voatery!
24. fijo ( 15/11/2005 22:23)
tsy voatery fa sura kokoa
25. xxx ( 23/11/2005 23:47)
Zony izany na dia tsy holany eo ary izy.
Mety hanao alliance konko nefa izy raha misy 2eme tour.
26. fijo ( 24/11/2005 23:01)
tetika daholo izany ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2225