Efa tsapaanreo ve?

21. lilbon ( 11/11/2005 05:05)
tss za alou refa tsy zakako le sipa de avelako any !?aleo ho any !?:):evil:
za indray ve harary andoha eo !?^^^^
le zakako no hajaiko tsara de zesta be za hihihi:-D:-D
22. Herimiafina ( 11/11/2005 05:46)
O ra lilbon an, aza mandevitsotsobe alou be zany leisy na de manta vary aza an, mi insista ihany, mi- insista hatrany.
23. fairylady ( 11/11/2005 06:49)
za koa efa im betsaka no mandondona vararana tsy izy fa sarintsariny ..de lasa nofi2 lay izy é..efa manomboka leo za io ..;lasa pessimiste ,,tsy haiko raha mbola ihany zany tena fitia sy tena tia zany ..
24. Herimiafina ( 11/11/2005 06:52)
fairylady an, nandalo teo daholo ny zanak'olombelona rehetra, le fomba nandondomanao le varavarana kosa ngamba no tsy de nety loatra.
25. hesham ( 12/11/2005 00:54)
otran`ny le nandondomanao ny varavarako zao tena mety mintsy ry herimiafina e .
26. Herimiafina ( 12/11/2005 00:58)
Kay namoha ihany zany enao, otsan'ny naheno feon'olona nampiditsa patalou sy namatotsa fekibo mantsy tao de elabe de lasa zah nandeha, hehehehe:-D:-D:-D:-D
27. hesham ( 12/11/2005 01:00)
:-D:-D:-D:-D ka za mbola nekanjo fa tsy haiko hoe iza le nandondona kou . Ianao ary niverina kou io njai fa mody fanina amin`ny kil eto .:-D:-D:-D:-D:-D refa tia wa tonga de tsory fa aza mody fanina
28. Herimiafina ( 12/11/2005 01:03)
Za aza efa mitsotra hoe nakany aminao de oainina be kou. F'angaha moa enao manana fehikibo, raha ny fitadidiko azy tsisy fehikibo any aminao any, de an'iza le fehikibo nohidina tamzah le nandondona iny? hehehehe:-D:-D:-D:-D
29. hesham ( 12/11/2005 01:06)
:-D:-D:-D:-Dai ve eeeee , fehikibon`ny zandrinay lahy iny ka :-D:-D:-D:-D
30. Herimiafina ( 12/11/2005 01:12)
Tssss, ary izy mahita havaly foana an, tsy mety mihaiky mintsy raha tsy tratra ambody omby, eny e, tsy koa kambony izany fa zah tara foana, hehehehe:-D:-D
31. hesham ( 12/11/2005 01:25)
ka ny tanjoko anie ilay tsy ahatara anao mintsy eee.:-D:-D:-D:-D:-D:-D
32. Herimiafina ( 12/11/2005 01:28)
Fa maninona, zah ngah ratsy be de mampandositra nao? hehehehe tsory ny marina, hehehehe:-D:-D
33. hesham ( 12/11/2005 01:39)
ka raha vo tiko ange de tsy te hiala amiko tsony eeee:-D:-D:-D:-D:-D
34. Herimiafina ( 12/11/2005 02:26)
Fa ampirevenao be anlé aza manadino ve? hehehehe:-D:-D:-D:-D:-D
35. hesham ( 12/11/2005 02:48)
ie bedabe ny fomba ampisehona ny aza manadino . Ny an`i Jesoa zao dia kominio nasina divay kely .:-D:-D:-D:-D:-D
36. Herimiafina ( 12/11/2005 03:06)
Efa haiko kah, fa ny anao ahoana? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
37. hesham ( 12/11/2005 03:16)
Raha tsy aty amiko mintsy toi tsy mahay azy .:-D:-D:-D
38. Herimiafina ( 12/11/2005 22:38)
Izay vao azoko ny tinao hambara, i Jesoa nanasa mba iray latabatra.
Fa ianao manasa anah mba hiray fandriana, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
39. hesham ( 13/11/2005 01:36)
hihihihi anga raha manasa dia tsy maintsy hiray fandrina , misy fatoriambahiny ato amina ka .hihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2847