Efa tsapaanreo ve?

1. xxx ( 05/11/2005 03:42)
Nareo ve efa nahatsapa fa vao maika mampitsiriritra ny bandy ny sipa refa tsy mety azony?
Misy manko ny bandy sasany,ilay zatra manenjika sipa be reny sy malaza mahazaka sipa betsaka reny no lasa gaigy mihitsy refa sendra ny sipa tsy azony .
novalian'i hesham ny 13/11/2005 01:36
2. Herimiafina ( 05/11/2005 03:51)
Arakaraka ilay olona io kah, arakaraka ny tantarany, ny psychologie-ny sy zavatra maro toa ny mode de socialisation-ny.

Zah manokana ohatra dia rehefa tsy azoko ilay sipa dia avelako satria misy foana antony ao tsy nahazoako azy, efa vita ny adidiko nanenjika fa rehefa tsy azoko izy izay dia izy mihintsy no mandositra be anah.

Tsy tiany zany zah.
3. pika ( 05/11/2005 05:15)
ka ny tsara tsy azo moramora foana e :lol:
4. lilbon ( 05/11/2005 05:18)
za aloha refa manana iray eo ampelatanana de izay e!
adaboko ny sisa na mora azo na sarotra azo !:P:P
5. Herimiafina ( 05/11/2005 07:29)
Zah kou ngamaba efa leo mandondona any amin'ny varavarana tsizy foana e, tsss
6. lilbon ( 05/11/2005 07:49)
heri> aza mandondona fa tonga de midira zany amy manaraka :lol::lol:
7. ravakamalala ( 05/11/2005 15:13)
zay mits anie no probleme e! fa maninn raha varavarana misokatra no tonga dia idirana fa mitady ny mbola mikatona ndray, zao voatery mandondona.:wink:

pika > =D marina kaia zany a! :-*
8. hesham ( 06/11/2005 13:39)
Herimiafina:

Zah kou ngamaba efa leo mandondona any amin'ny varavarana tsizy foana e, tsss

hihihihihi ie , otran`ny tamin`ny ianao nandondona taty amiko :-D:-D:-D:-D:-D


9. hesham ( 06/11/2005 13:42)
Herimiafina:

Arakaraka ilay olona io kah, arakaraka ny tantarany, ny psychologie-ny sy zavatra maro toa ny mode de socialisation-ny.

Zah manokana ohatra dia rehefa tsy azoko ilay sipa dia avelako satria misy foana antony ao tsy nahazoako azy, efa vita ny adidiko nanenjika fa rehefa tsy azoko izy izay dia izy mihintsy no mandositra be anah.

Tsy tiany zany zah.


Misaotra anao nahatsapa farany , tena andosirako lavitra be mintsy toi :-D:-D:-D:-D:-D


10. Herimiafina ( 06/11/2005 22:47)
hesham, Ie, mety mintsy ny nataonao kah, soa ihany aza enao nandositra de tsy azoko fa raha tsy izany angamba zah nidirandoza be raha niaraka taminao, nijabaka mandrapahafaty, nijangajanga be hanarenana ny fo nidikizo, irreversibla, hehehehe:-D:-D
11. hesham ( 06/11/2005 23:03)
:-D:-D:-D ao fa tsy andosirako tsony ary e , sao lasa adala eo raha tsy mahita ahy tsony .:-D:-D:-D:-D
12. Herimiafina ( 06/11/2005 23:06)
Tena lasa adala mitapy mihintsy zah de lasa jamba, mitampina ny masoko sy ny oroko de mety tonga saina intsony zah, rehefa mahita anao. hehehehe:-D:-D
13. hesham ( 07/11/2005 01:08)
:-D:-D:-Djamban`ny fitiavana hy ve :-D
14. Herimiafina ( 07/11/2005 01:09)
Ie, potika sy rava ary tena mivarilavo tanteraka eo anatrehan'ny fitiavako anao, vita matavy, tapaka tarangana aminao, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
15. xxx ( 07/11/2005 05:10)
za refa misy sipa tsy zakako d faly be mitsiny za sady manao reception. so iany fa tsy tafiditra tamin'iny. tsy oe vavany tsy nazaka fa tena misy sipa nanja be foana tonga aveo.(l)
16. cutie ( 07/11/2005 05:24)
sipa nanja sa manja :-D
17. xxx ( 07/11/2005 05:42)
nanja le tsy zaka fa manja (cutie) le tonga ka :wink:
18. mandrindra ( 07/11/2005 15:03)
hodio fanina ary ignore-o mihitsy ny sipa fa manantona ho azy avy eo.
19. hesham ( 07/11/2005 15:39)
:-D:-D:-D:-D:-D
20. cutie ( 07/11/2005 19:21)
xxx [ Valio ] 07-11-2005 09:10:07
Lohateny : Re : Efa tsapaanreo ve?
za refa misy sipa tsy zakako d faly be mitsiny za sady manao reception. so iany fa tsy tafiditra tamin'iny. tsy oe vavany tsy nazaka fa tena misy sipa nanja be foana tonga aveo.

ambony foana ny morale an'i xxx zany 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5678