Iza no Malagasy tena mahay mitendry gitara indrindra
41. nampo
(
08/11/2005 05:31)
LE zanaky rakôl iny koa ry zalahy no tena mahay ankehitriny a! classique, tendry gasy ..... iza moa no anarany teo? riry?
42. naritsimba
(
08/11/2005 11:11)
Samy manana ny fahaizany ny tsi 1 1
Ny tena tsy mahay gitara zao no fantatro de zà, fa mba ampianaro
Ny tena tsy mahay gitara zao no fantatro de zà, fa mba ampianaro
47. tsahanontaniana
(
09/12/2005 21:00)
ny ahy ankeviny le kofa mpiara mibosy @ iny no ten exa ko : Epa, hery, robert, ary tahina president.
48. petsy
(
14/01/2006 16:01)
Ao am lé bar am lalana avy aty Ambohijatovo, miakatra mankany Faravohitra no ahitana azy. Mivazo foana ao ry zalahy isan-kariva.
49. prime
(
17/01/2006 11:22)
zah ndray ry zareo d mahita fa b dia b no mahay. ny ambaranareo rehetr eo ambony d efa iz fa rah tena te hahita ny tena mampitolagaga ianareo d any ambany gorodona jerena: rah classique fotsiny d tsy tambo isaina, i Ramboatiana no malaza fa izany Ralitera izany koa anie ka aoka fotsiny e! Rah rock no lazaina, ny rock mantsy ts toy ny mozika hafa, fa ny az gitara mihits no heriny ka rah ny mpitendr an'io no eo ho eo ihany d hafahafa mihits, i Roger kely (raimbl) sy ry Beranto (ambondrona) no malaza fa ry Deba (kiaka, red metal...), ry Elison (martz, uxt...), ry poune (green, tselatra...), santionany fotsiny ireo... d mampiaiky volana. Manandrama ange mijery concert misy an'ireo d ho hitanareo e.