Iza no Malagasy tena mahay mitendry gitara indrindra

21. Veloo ( 03/11/2005 19:13)
ary eric manana angaha tsy mahay oy nareo?
22. 2gasy ( 03/11/2005 20:26)
xxx:

D'gary no guitariste malagasy fantatra eran-tany. Clapton no niteny fa i D'gary no meilleur guitariste du monde


Ray Lema koa niteny hoe "Saluons le Maître".
23. fijo ( 03/11/2005 21:13)
bouboul sy carson ragers.
dia eo koa ry solo sy toty ary ry solomiral
24. Veloo ( 03/11/2005 22:13)
Eric Manana wa :-D:-D
25. jentilisa ( 04/11/2005 08:55)
Kelly rajerison sao dia adino?
26. rabilabila ( 04/11/2005 09:36)
Samy manana ny specialité-ny daholo ireo olona voatanisa ireo,raha ny hevitro manokanadia:

Raha vakoka malagasy dia:
D'Gary ny avy any atsimon'ny Nosy
Eric Manana , Dama , Dadah, ......
Raha rock indray dia tsy mahalala firy ny tenako afatsy i Roger ,sy ilay Tary ao @ Ambondrona ,sy ny Solo Mirahalahy .
Raha ny misavily ny karazany rehetra indray dia :

Mimil ,sy Milan zandriny(na jazz, na rock , na gasy , na variété,na compo perso), Datita Rabeson

Misaotra
27. majakely ( 04/11/2005 10:02)
veloo ::.erick manana ...hummmmm!!!:lol:
28. watafon ( 04/11/2005 10:09)
veloo : hihihi! eny wa fa mahay kooou izy ange e!:-D:-D
29. bmw333 ( 04/11/2005 10:33)
Marina tokoa fa mety arakaraky ny "style" no azo itsarana azy satria ataoko fa samy manana ny hanitra ho azy ireo. Saingy na dia izany aza, misy ireo tena azo lazaina hoe tsy ambakan'ny hafa.

Aza hadino koa Rakôly (Colbert), Johny bass de Madagascar fa nisany ireny.
30. sambatra ( 04/11/2005 10:41)
Salama ny rehetra,

Mahafinaritra be fa hita hoe betsaka ny mankafy mozika amintsika. Manao famintinana kely ireo anarana voatonona fa Malagasy mahay mitendry indrindra hatramin'ny nipetrahan'ity dinika ity aho: (Arakaraky ny nanoratan'ny mpanoratra azy izy ireto fa tsy arakaraky ny fahaizana akory)

1-SaNja
2-Kix
3-Solomiral
4-José Kely
5-D'Gary
6-Etienne Ramboatiana
7-Bouboul
8-Erick Manana
9-Ralaimihoatra
10-Erick (Tselatra)
11-Jacquis Ralph (Jazz)
12-Roger (Raimbl')
13-Haja (Solomiral)
14-Kelly Rajerison
15-Delacre (Black Jack's)
16-Datita Rabeson
17-Carson Rogers
18-Solo (Hasambarana)
19-Tôty
20-Dama
21-Dadah
22-Mimil
23-Milan
24-Rakôly (Colbert)
25-Johny Bass de Madagascar


Mirary soa e!!!
31. agoago ( 04/11/2005 13:07)
Tsy haiko hoe ahoana no tena itsarana ilay mahay mitendry gitara.
Itompokolahy Rakotozafy moa nitendry gitara sa valiha
32. sonwin ( 04/11/2005 13:19)
mpitendry valiha izy
33. sonwin ( 04/11/2005 13:19)
mpitendry valiha izy
34. Veloo ( 04/11/2005 18:32)
ary i rajilina?
35. cutie ( 04/11/2005 18:41)
toa efa voalaza eo ambony daholo ze saika ho lazaziko :oops:
36. Veloo ( 04/11/2005 19:06)
:-D:-D:-D:-D
37. fijo ( 04/11/2005 22:48)
maro no mahay ka.
za manao mozika aty,dia nampihainoako,mozika gasy(eric manana,dama,ricky ary jojoby)ny tao ampianarana.dia liana be le mpampianatra,fa tena tsy mbola nahare ilay karazana mozika.
38. cutie ( 05/11/2005 04:03)
fijo zany an
tohizo fa tsara e
39. Delphi76 ( 05/11/2005 05:47)
Sarotra ihany no hamaly, fa arakaraky ny style io. Ny tena misongadina dia D'Gary (Traditionnel), Bouboul (classique), Datita, Solo Andrianasolo, Solomiral (Jazz)
40. rabilabila ( 05/11/2005 10:13)
Mbola ampiako kely:

Izay nitaingi-tamboho rehetra:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3901