Ny hasambarana tsy hoe .......
21. mandrindra
(
04/11/2005 10:43)
veloo, ho any amin'ny fahasambarana ka, ho entiko ianao raha mbola tsy tany .
22. lafatra
(
04/11/2005 15:13)
fasaly:
ny fahasambarana amiko de rehefa adinonao iny daholo ny soucis na amin'ny lafin'ny rehetra na aretina na problème jiaby!:wink:
Amiko anefa ny fahasambarana dia ny milely sipa ohatr:*(l)an-jy. Ok!!!
23. fasaly
(
04/11/2005 19:28)
majakely:
aiza misy an'io fasaly ???ho any mantsy zah ...hihi
angamba any amu 7eme ciel angamba izy izay aky!...ho any dooly zany tsika......!
25. Veloo
(
04/11/2005 21:04)
mandrindra a ie ento tokoa aho fa mbola tsy nahita fahasambarana mihitsy a :-D:-D:-D
26. fijo
(
04/11/2005 23:29)
tonga aky fasaly,fa tsy nandeha anie fa teto ihany fa tsy tafandalo tato e.
o ry lafatra an.inona litia ity ataon'ialahy ity an??????
o ry lafatra an.inona litia ity ataon'ialahy ity an??????
28. fiaritiana
(
05/11/2005 22:46)
amiko ny hasambarana, fifaliana , tonga lafatra,mahazo ny tsara rehetra,...fa raha eto ambonin ny tany aloha mbola tsy nahita za e!tsy maintsy misy foana ny vahona raha vao misy ny mamy
arak ilay hiran ny Kaiamba hoe:Iza re, iza2 no afaka, hanambara o! fa olona sambatra!!
arak ilay hiran ny Kaiamba hoe:Iza re, iza2 no afaka, hanambara o! fa olona sambatra!!
29. hesham
(
06/11/2005 14:05)
Za indray mahatsiaro sambatra fa mifankatia zay sy ny 1 tampo amiko ,ny reninay ary ny vadinay isany . Zay tsy manankarena (vola , tomobila , trano ...) fa fitiavana no harenanay mianakavy.:-D:-D:-D:-D:-D
31. diamondra27
(
07/11/2005 10:00)
ary eto @ namana serasera ngah tsy mahasambatra anareo?
sa analanareo azy fotsiny
sa analanareo azy fotsiny
32. lilbon
(
07/11/2005 10:45)
ny hasambarana tsy hoe hodina adala ,mody tia
ny hasambarako de fantatro fa tsy eo anilanao,
ny hsamabarana antenaiko , eny an-tsandrin'olon-kafa,
ny hasamabarana ekeko ho azy...
ny hasambarako de fantatro fa tsy eo anilanao,
ny hsamabarana antenaiko , eny an-tsandrin'olon-kafa,
ny hasamabarana ekeko ho azy...
33. ari.malala
(
07/11/2005 10:47)
ny mahasambatra eto ry Diamondra dia ilay fitafatafana omban-tsikitsiky na dia misy ihany aza ny manondrana indraindray d tsy atao mahasembana ilay fahafinaretana ireny :):-*
34. mandrindra
(
07/11/2005 14:41)
marina izany ry ari.malala !!!
veloo, andao amin'izay ary isika ho any !!! :D
veloo, andao amin'izay ary isika ho any !!! :D
35. hesham
(
07/11/2005 15:45)
Ie sambatsambatra koa za refa mi chat eto fa mahafinaritra daoly ny olona na dia misy ary ny manao sangy somary mahery fa valiana tsiky le izy de sambatra fona za .
36. Herimiafina
(
08/11/2005 00:52)
hesham:
Ie sambatsambatra koa za refa mi chat eto fa mahafinaritra daoly ny olona na dia misy ary ny manao sangy somary mahery fa valiana tsiky le izy de sambatra fona za .
Zah ve no tin-njy tenenina hoe manao sandy mahery eto ry hesham chérie? hehehehe:-D:-D
38. mandrindra
(
08/11/2005 16:45)
aiza no toerana hikarohan'i majakely azy? sao dia any amin'ny tsy izy !!!
39. nikopol
(
08/11/2005 17:14)
majakely za manana zavatra zay mahasambatra (hono), ary zay mampiasa azy dia mihirahira avokoa midera ny zavaboary.
