sondage tsy mampino!
41. zakilinina
(
02/11/2005 20:08)
Ahiako ho mpiara-misaosy tamin'ny fitondrana teo aloha koa ity xxx ity.
Tsy izao ve no alahelon-kanina ?
Tsy izao ve no alahelon-kanina ?
42. xxx
(
02/11/2005 21:50)
[size=14]avelao Ra8 hitondra ihany mba hanala (ahafaty) ny ireo mahantra ao anatin'ny fotoana fohy. Dia lasa mpanakarena daholo ny malagasy amizay[/size]
44. jentilisa
(
03/11/2005 07:08)
na izany na tsy izany nanangona fahavalo ho azy foana Ravalo tao ho ao izay!
45. pika
(
03/11/2005 07:46)
nanangona fahavalo ho azy foana Ravalo tao ho ao izayaiza ary ny mba mpanolotsainany e sa dia manao izay saimpatany fotsiny,marina mihitsy io voalaza ery ambony io e ny filoha sy ny praiminisitra tsy miova fa ny minisitra toa atao saribakoly ka izay .... dia esorina dia tetezamita lava ny ao
ny minisitera akabana na sarahana toa atao andrana sy kilalao koa aiza moa no handroso?:-D
46. xxx
(
03/11/2005 08:47)
jentilisa:
Mba hazavao tsara fa inona ary ity resaka tsy loa-body ity?
misy amin'ireny minisitra nalana ireny no nomena ANDRAIKITRA (mitovitovy amin'ny lanja minisitra ihany angamba) tao aorina'ny nanalana azy tsy ho minisitra ... dia manontany tena aho hoe fa naninona izy no nalana minisitra?
raha tsy nahomby - maninona no omena andraikitra indray avy eo?
raha nahomby - dia maninona no notapahina ilay asa efa hita fa nahomby? tsy misy mahavita ny asany amin'izao ve ireo malagasy nianatra ireo - sa dia tsangan'olona fotsiny no avoakan'ny sekoly ambony [na any an-toerana na aty ampita]?
velo > izaho manokana dia tsy maniry velively ny hiverenan'i Pierrot - tiko hiova fotsiny ny mpitondra ankehitriny satria amin'ny lafiny sasany dia mitovy amin'ny teo aloha ihany izy.
zakilinina > raha tsy diso aho tsy hifampitsara na hifampitsikera no ataontsika eto fa MIADY HEVITRA. ary momba ny fitondrana ny ady hevitra fa tsy momba ahy :lol:
47. Mafitoto
(
03/11/2005 12:33)
Izaho kosa aloha dia mba manao hoe! misaora an'Andriamanitra fa mbola manana mpitondra hendry sy Malagasy hendry ny Firenena MALAGASY, manan-karena amin'ny lafiny rehetra isika Malagasy fa tsy haintsika ny mampiasa azy, tiakely izay tonga eo fenoy ny paosy tsy mijery ny hafa, efa zatra an'izay tia kely zay dia sarotra ny manova an'izay "SAROTRA NY MIALA AMIN'NY MAHAZATRA " MARO NY OLONA MITSIRIRITRA IO fIRENENTSIKA IO" noho ny hakantony sy ny harena misy ao aminy ka hoy za hoe tsy mahanitra isika fa ampahatraina,ho anay mpanara-baovao aty ivelany dia manao hoe anaovan'ny mpanao politika teny lainga tsara lahatra dia manaiky tena mahari-pery ny Gasy. Mafitoto
48. jentilisa
(
03/11/2005 13:06)
tsy hoe tsy haintsika ny mampiasa azy fa sarotiny isika raha vao kitihiny ny tany heverina ho an-janatsika ohatra. Be ny tany lavavolo mipetra-potsiny! midadasika i Madagasikara fa raha ianao no mitady hamboly amin'ny toerana iray efa misy mipetraka eo akaikikaiky eo dia miomana fa efa manao anao ho fahavalo ireo izay. Tsy hekeny mihitsy ny hahatongavanao eo.
49. pitchou
(
08/11/2005 17:41)
fa raha eo an-tokotanin'i jentilisa le olona no mamaritrasy anorim-ponenana d hafaliana moa izany ny an'i jentilisa!:lol:
50. jentilisa
(
09/11/2005 14:48)
toerana tsy nakany kadasitra no resahiko tompoko! sady faritra midadasika be any amin'ny toerana vitsy mponina ilay izy. Misaotra ihany amin'ny fanamarihana!
51. boalimena
(
09/11/2005 16:06)
dia ahoana izany ry zalahy tsy dia haiko loatra ny anarany nefa efa mba te hitondra na marimarina kokoa te hiverina é! ?
52. boalimena
(
09/11/2005 16:11)
dia ahoana izany ry zalahy tsy dia haiko loatra ny anarany nefa efa mba te hitondra na marimarina kokoa te hiverina é! ?
53. pitchou
(
09/11/2005 19:01)
jentilisa> d ampio aza le olona hiady ny zony e! aoka isika ze mahita zavatra tsy rariny otran'izany tsy hiraviravy tanana
54. jentilisa
(
10/11/2005 09:57)
lasa adina generasiô ary ilay zavatra satria tanora ireo vao tonga ary efa olon-dehibe no manakana. Any amin'iny faritra andrefan'ny faritanin'Antananarivo iny ilay izy!
57. pika
(
14/11/2005 09:34)
efa lasa sondagen'ny resaka momba ny tany indrayizao ry solofoniaina :-D
58. pitchou
(
14/11/2005 22:03)
saingy le sondagen'ny resaka tany efa fahagola fa tsy i afrobarometre kou! sa niray tsikombakomba ireo?
