sondage tsy mampino!

21. narima ( 31/10/2005 11:47)
na dia mafy aza ny fainana, ny vahoaka koa anie mba afaka mandinika ny tanjona sy ny fotodrafitr'asa efa mba vitan'ny fitondrana e, ary izaho sahy milaza fa tena mba efa nampiova zavatra be ity fitondrana ity (toe-tsaina, fampianarana, ...).Ka dia hoy aho hoe, tsy lavitra io atontan'isa io raha latsaka ny eran'ny Dago.
22. xxx ( 31/10/2005 17:21)
io tenenin\'i mandrindra io no teneniko ery ambony hoe iza no natao hoe vahoaka - dia taiza no natao ny sondage.
zakilinina:
Aza lazaina hoe tsy nahomby ny fitondrana nandritry ny 3 taona.

ny atao hoe \"tsy mahomby\" anie tsy hoe tsy nanao na inona na inona e! aza afangaro.

zakilinina:
Raha sanatria marina aza izany dia nohon\'ny anton\'ny fanakantsakanana ataon\'ny ankolafin\'olom-bitsy : ao ireo mararin-tseza, ireo tao no voahongotra nohon\'ny tsy fahombiazana

raha mahomby ny fitondrana dia tsy nilaina ny fanovana ny mpikambana ao @ governemanta isaky ny 6mbolana. tsy hoe tsy fahombiazan\'ny minisitra irery akory ny fanalana azy t@ asany - izay nanendry ny minisitra koa tsy nahomby. Tsy andrakandrana akory ny fanendrena minisitra - na hoe \"raha misy tombila vaovao ao andrefantrano ao, inona no loko tianao ...\".

ny marina koa dia izao --- mbola tsy mahalala politika isika gasy, maty fotsiny amin\'ny hoe Kristianina e [dia nefa mahamenatra fa miady antrano sisa ny fiangonantsika] - tantsaha koa taloha e [he izany izy hoe taloha - raha marina aza!] - lavitr\'ezaka ny antsika e [akoho tsy naneno hatrizay fanovana rehetra izay efa lanin\'ny kary! dia ho badraodra daholo ve ireny olona nalana ireny?]
23. jajaf401 ( 31/10/2005 17:43)
maro loatra koa anie olo tsy credible miaraka aminy ao @ gouvernement ao eh, ary zay no vato misakana, misy olo nde hihinana fotsiny ao, nefa ny situation amizao efa miha ratsy manoloana ny fiakaran'ny vidim-piainana, mba tokony hoa mailo foana I Dada Ra8 kah! fa io sondage io tsy voatery ho marina,
24. jajaf401 ( 31/10/2005 17:52)
"Madagascar pauvre et sans infrastructure de norme internationale"
zany foana no zavatra tenenin'i vahiny zay vao avy mamangy antsika eto dago, efa mba marina angamba zany,fa tsika ihany no mbola matory!
ny teo aza nakatona toy ny SOTEMA , zao jirama tsy hay na hakatona koa na hamidy, tsy fantatra!!
25. jamal ( 01/11/2005 06:38)
ny olana an'i dago dia mbola ambany be ny fanaovana pôlitika.Ka raha tiana na tsy tiana rehefa misy olona tong eo @ fitondrana dia matanjaka foana satria tsy ho isy opposants valables ary partie d'opposition afaka mi-gouverner en parallèle satria tsy au niveau daholo.
Tsy omena tsiny koa anefa ny intelelctuels zay tena maro na eto an-tanindrazana na any am-pita satria "humain" ihany na dia mba patriote ihany aza;satria tsy maintsy mieritreritra ny hoaviny sy ny tokantranony ihany;ny rivotra pôlitika gasy avokoa moa efa seporin'dry dondrombelona isany.

Ianareo ve tsy manongotena rehefa mahita na maheno an-dry Ndrema na Zafi na Alain Ramaro sns mbola mitabataba kanefa efa teo ihany anie?Mba menatra ihany raha ry zalahy f'angamba dia tena efa io ny azy ny fitadiavam-bola ka tsy maintsy atao.

Za aloha tsy mino ilay sondage satria basede données tsy hay.Ny olana koa anie dia :ho an'ny vahoaka "iza indray no mendrika ho eo?- Sylla ( miomakomana)-Zazah(Tsy hay loatra)-Herizo(mety hoe aleo ndray ny betsi e)-
26. xxx ( 01/11/2005 06:50)
ny tena olana koa dia ny vahoaka tsy mahita afa-tsy ny politika eo an-toerana [toy ny hoe i R... mpanohitra - i R... mpanohana - i R... nalana minisitra]. tsy mijery hoe inona no politika handehanan'ny mpitondra lava aty ivelany. izany ny ahy no tsy hitiavako io manao sonia lava sy mandeha lava aty ivelany io. rehefa ataon'ny firenena matanjaka toy ny RDC (Congo) isika izay vao hijanona - tsy ho tia azy intsony. Sao misy mihevitra fa zanaka antranon'ny vazaha tsika ka omeny ronono tsy misy takalony! miesona eo fa mba miteny aho izay.

[miady an-trano ny ao Congo. mody asiana adimpoko kely, nefa inona akory fa ny amerikanina ihany no tena fototry ny olana.]
27. jajaf401 ( 01/11/2005 09:28)
Marina tokoa zany ry xxx ah, ka raha mba mieritreritra angeh ny mpitondra sy ny mpanohitra dia ilaina ilay miampita eh (teteza-mita), zany hoe mitady fomba manokana hitondrana an'ity firenena ity amin'ny endrika hafa, plutôt gouvernant que politique , zany hoe na rafitra na strategie de tokony hiova doly eh,
fohy loatra manko ny fijery @ amin'ankapobeny de lasa mihodinkodina eo @ tarehin'olo foana ny politika fa tsy mivelatra any @ actualité sy ny competansa,
Ny antsika zao ny economie ny vahiny no mitantana azy toy ny saphir de hoan-dry zareo srilankey, ny produits parins ho an'ny europeen sy japonais, ny fatim-by ho an'ny chine sns
de mba inn ary ny hoan-tsika tompony,
tsy mba te-hi demerde akory antsika mba hitondra ohatra vanille any @ marché international.
28. xxx ( 01/11/2005 11:06)
jamal > marina mihitsy ny anao - politika shanana kely ny mba misy manao any amintsika. tsss :-D:-D
nefa za re ohatran'ny efa kivy hoe tsy hiarina mihitsy ny politika any amintsika ah. izay tonga eo tsy mba mety ho tsara mihitsy.
nisy ny sasany be politika ratsy - dia niala tany kou ny sasany marina mitavozavoza - dia mba ninantana kou ny sasany double face [sady be politika ratsy no mody hoe zah marina fa mitavozavoza]
29. xxx ( 01/11/2005 12:56)
d tena mino tokoa v jajaf401 fa ny tetezamita no vahaolana , mieritrereta kely iany alo vao miteny e , d mbola handany andro indray v nefa ny asa efa mandeha d omena andry b vava tsy hanao ninoninona indray zany alo ilay place d ho very daholo ny ezaka efa mba vita nandritra zay 3 taona zay
30. jentilisa ( 01/11/2005 13:07)
Sao di ny fitiavan-kihinankely ary no fototry ny olana dia ny fivangogoana amin'ny toerana iray?
31. jajaf401 ( 01/11/2005 15:11)
ry xxx ah, zaho mino avec condition aminio voalazako io eh,
Ny antony dia zao : tsy methode appliqué amizao mihitsy no hampandroso antsika na coté pouvoir zany na an'ny mpanohitra tout d'un coup, ny antony dia zao eo @ ndry zareo en pouvoir, misy heritage tamin'ny fomba nentin'izay efa teo aloha, de bebe lazao nefa tsy dia misy zavatra mafy orina sy maharitra akory no vita, fa ny an'ny mpanohitra de hoatry ny mihondikodina @ ady seza sy tsy fitiavana tavan'olo fotsiny no miverimberina;
Fa ny ahy dia zao ataovy à long terme ny fomba fijery, de ny eto an-toerana aloha etudier-na ny economie sy ny capacité en production sy ny namany; de mba raisiny adidy ny relation'izany @ exploitation sy ny marché ,
Andraikitra goavana zany fa angamba misy milefa izy tokony hanao an'izany amizao, dia izay efa eo zany; ary raha zany tokoa moa de hijanona eo????????
antsika jiaby no mamaisavisa ny tokony ho valiny!
32. zakilinina ( 01/11/2005 20:14)
Ka izao mantsy ry xxx. Amin'ny ankapobeny dia misy ny fahombiazan'ny fitondrana. Marina fa misy ny lesoka lehibe porofoin'ny fanoloana ministra isa-enim-bolana.
Tsy misy andrakandrana izany ny fanendrena ministra. Misy ny programme sy objectif. Ny ministra tendrena dia azo tsaraina fa hahatanteraka izany. Soa ihany fa tsy mati-kenamaso Ra8 amin'ny fanoloana ministra tsy mahomby. Raha tamin'ny fitondrana teo aloha mantsy dia sarotra ny manala ministra satria havana na namana mpiara-misaosy izy rehetra ao izay mpanao ampihimamba ny harem-pirenena.
Araka ny hevitro dia misy fivoarana lehibe ny eto Madagasikara amin'ny demokrasia sy ny fotodrafitrasa, eny fa na dia hitam-poko hitam-pirenena aza fa mahantra ny maro.
33. xxx ( 02/11/2005 04:28)
tena miombokevitra tateraka aaminao aho ry zakilinina ary iarahamahita fa efa mba maro tokoa ny zavabita @zao fitondrana izao na d misy kely aza ny lesoka tokony hahitsy ,fa ny ani jajaf401 kosa zany d nanantena miracle sa aona fa vao 3taona zzay no lasa ary tsy mora ny fanarenana ny zavatra nopotehan'ny teo aloha nefa na d zany aza d mbola maro ny zavatra vita ary tena azo tsapain-tanana mintsy ka aleo alo hitohy ny asa fa efa ho avy n6y fifidianana d ho ita eo ndray fa tsy adala akory ny vahoaka nametraka azy teo
34. pika ( 02/11/2005 04:56)
voalaza tery ambony tery hoe miakina @hoe mba iza ireo natao sondage sy ny nanao azy
teo koa ny hoe t@ nahalany andra8 aza tsy nisy oh izany maika fa nisy ireo efa nivadika taminy sy navadiny ho fahavalony
ny 100% lazain'ny sasany koa tsy marina iza zao dia ahoana :-D:-D dia mbola ho 100% ve :?:
amiko tsy mitombona io.
35. jentilisa ( 02/11/2005 09:01)
mijere gazety anie na takelaka hafa fa mety mbola voasoratra ao izany. Takelaka gasy w.....
36. pika ( 02/11/2005 09:25)
voalazan'ny vao2 t@ télé rahateo koa anie izany e fa saingy apetrako ny :?::roll::-w^:^
37. jentilisa ( 02/11/2005 10:54)
Na dia ny gazety aza tsy te-hino satria nahazo fanakianana mafy tao anatin'ilay fanadihadiana
38. xxx ( 02/11/2005 11:33)
zakilinina:
Tsy misy andrakandrana izany ny fanendrena ministra. Misy ny programme sy objectif. Ny ministra tendrena dia azo tsaraina fa hahatanteraka izany. Soa ihany fa tsy mati-kenamaso Ra8 amin'ny fanoloana ministra tsy mahomby.

ianareo ve tsy mahita hoe ridicule be ilay hoe aleo alou hiasa lava tsy misy farany ... nefa ry zareo hiasa aza soloina ihany ny sasatra! mandalo tetezamita isaky ny enim-bolana ny governemanta :-D
Raha tamin'ny fitondrana teo aloha mantsy dia sarotra ny manala ministra satria havana na namana mpiara-misaosy izy rehetra ao izay mpanao ampihimamba ny harem-pirenena.

nanontanianao ve hoe aiza izao ny sasany amin'ireny minisitra nalana ireny? ok - tsy minisitra intsony alou e :-D:-D fa ...
39. jentilisa ( 02/11/2005 13:03)
Mba hazavao tsara fa inona ary ity resaka tsy loa-body ity?
40. Veloo ( 02/11/2005 19:36)
ka rehefa tsy tianareo ary i ra8 ampidiro eo i raPierrot dia ho hitanareo eo ny fiainana e:twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1918