Ny fitahian'ny Razana

41. lapino ( 12/11/2005 15:53)
tsimiandravola:
Ka na inona na inona "fandresen-dahatra" ataoko na ataon'ny hafa dia miantefa amin'ny "vavahadirindrina" ihany.

Ny olona ange ry tsimiandravola tsy ohatra an'ilay daba kely anaty ColinMacRae ka hoe tsindriana ny bokotra dia mivily, na tsindriana bokotra dia mihemotra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8035