inn no atao hoe:hypocrity sy ny vatambatampiteny

1. boubounezy ( 24/10/2005 11:09)
gaga iany za réoul fa misy lé oul atao hoe hypocrite dé hoe malala fomba zany na misy tacte reo oula reo ra ny fijeriny maro. @ko nefa ny hypocrisie dé avy @ teny hoe mandainga. dé misy ohatra ny tôlou ty manao hoe: "toutes vérité n'est pas bonne a dire"inn no mahatsara sy maharatsy ny hypocrite?:?::?::?::?::?:

misy ndray lé oula atao hoe cincère vatamabana fiteny na directe, dé atao hoe tsy malala fomba ny fijeriny maro azy, @ko ndray kou nefa io uola io zany nilaza ny marina. nefa misy ohatra ny tôlou manao hoe "aleo mifanena @ mpamosavy toy zay mifanena @ mpandainga" dé inn no mahatsara sy maharatsy anizany?:?::?::?::?::?:

mba azavao zé mafantatra ny antony hanaovany oula reo toetra ireo. dé inn no tsara atao ny hypocrisie sa ny cincèrité?
novalian'i vale ny 21/11/2005 19:16
2. fasaly ( 24/10/2005 16:13)
ny hipokritu de mpetsaravelatsihy tsy milaza zay tena ao am-pony fa tsiky hatreny ampoto-tsofina foana,
ny vatambatam-piteny dia milaza zay ao ampony na ratsy na tsara ny ataonao sy ny eny aminao, aleoko aza tratran'ny direkta toy izay indirekta...
3. Veloo ( 24/10/2005 20:09)
fasaly a marina izany=D=D=D
4. boubounezy ( 24/10/2005 22:18)
zay alou mety marina ry fasal sy veloo fa ny tiko ho fantarina ny tena tokony ho arahina @ reo safidy 2 reo a! ny anjy tsy mbola tena naka andaniny na ankilany. mianjy ny manaraka kia zah a! za mantsy te alala fomba nefa za tô itako manana toetra directe be sô tsy maty @ oula sasany.



Veloo:

fasaly a marina izany=D=D=D



5. Herimiafina ( 24/10/2005 22:54)
Ma petite boubounezy keliko marina. Aza manao an'izany ianao fa tsy fandika ny toetran'olona.
Mianara mahafantatra tsara ny tenanao sy ny toetranao de izay no tsara indrindra.
Raha misy toetran'olona maha mal à l'aise anaod eratsy iny izay ary aza mihaino izay teneniny n'inon'inona justification teneninny fa tsy voatery mety aminao iny toetra iny na de mety taminy aza.
Izany an?(l)
6. pika ( 25/10/2005 08:15)
tsy misy ohatran'ny direct izay ihany aza misy mifampiatsaravelatsihy izany
nefa isika tsy afaka ny hiteny sy hanova izay toetran'ny oul mifanerasera amintsika dia reveo manja e araho araky ny onjany koa
izay ataony aminao dia mba ataovy aminy :-D
7. fasaly ( 25/10/2005 12:31)
hmmmmmm marina zany hery a! zay njy de tena nahafatifaty ahy mintsy (l)(l)(l)(l)
8. boubounezy ( 25/10/2005 14:14)
dé lasa tsy hifanaraka ndray zany za sy io uola io satry ny lazainy tsara, mety ho lazaiko fa ratsy ka itako fa sarotra be @ oula ny hifidy personnalité 1 @ reo nefa ny oula 1 tsy maintsy manana ny personnalitéany doly.
tsit'é! sarotra @ko


Herimiafina:

Ma petite boubounezy keliko marina. Aza manao an'izany ianao fa tsy fandika ny toetran'olona.
Mianara mahafantatra tsara ny tenanao sy ny toetranao de izay no tsara indrindra.
Raha misy toetran'olona maha mal à l'aise anaod eratsy iny izay ary aza mihaino izay teneniny n'inon'inona justification teneninny fa tsy voatery mety aminao iny toetra iny na de mety taminy aza.
Izany an?(l)



9. boubounezy ( 25/10/2005 14:15)
na valina ratsy ny ratsy na valina tsara ny tsara ve zany?


pika:

tsy misy ohatran'ny direct izay ihany aza misy mifampiatsaravelatsihy izany
nefa isika tsy afaka ny hiteny sy hanova izay toetran'ny oul mifanerasera amintsika dia reveo manja e araho araky ny onjany koa
izay ataony aminao dia mba ataovy aminy :-D



10. boubounezy ( 25/10/2005 14:17)
tsa azoko ny tinjy lazaina kia!fasaly a!:?::?::?:


fasaly:

hmmmmmm marina zany hery a! zay njy de tena nahafatifaty ahy mintsy (l)(l)(l)(l)



11. booboo ( 25/10/2005 19:15)
samy ilaina aby na ny fihatsarambelatsihy na ny vatabatam-piteny @ fiainana fa ampiasaina @ fotoana sy tranga tokony ampiasana azy.

Ohatra :- misy manome raha tsy tiana dé tsy maintsy mihatsaravelatsihy satria t@ fon'lé oul no nanolorany an'iny ary koa isan'ny fahalalam-pomba tsotra indrindra ny tsy mandà fanomezana.
-Misy tasy menamena ny zipona vehivavy iraika fa en règles izy ohatra. Tonga dé tenenina mivantana izy oe misy raha ny zipony. Fa atao "discret" fa tsy tabatabaina eraky ny tsena akory a !

Ouz lé oul zay politikam-piainana aby zany rankizy !

12. Herimiafina ( 25/10/2005 19:18)
Love tondraka be hoa anareo ato amin'ity size ity, love.(l)(l)
13. pitchou ( 25/10/2005 20:44)
ny hypocrite dia miankina @ lainga, fa tsy voatery hanao hypocrite mintsy raha amiko! tsy misy zany lainga masina zany kou! ny fomba fiteny aza fotsiny no tsy atao mahatezitra olona d vita
ny vantabantam-piteny ndray d arakaraka io! ndraindray tsara ndraindray ratsy
14. boubounezy ( 25/10/2005 20:56)
ary aona ny fijerina lé oula namanao oatsa tonga any @ enao manao akanjo ratsy be ary hainao fa ratsy mintsy fananaovanao iany dé ozy lé namanao hoe tsara bé @nao lé akanjo nefa tena na enao aza mahita lé akanjo fa tena ratsy


pitchou:

ny hypocrite dia miankina @ lainga, fa tsy voatery hanao hypocrite mintsy raha amiko! tsy misy zany lainga masina zany kou! ny fomba fiteny aza fotsiny no tsy atao mahatezitra olona d vita
ny vantabantam-piteny ndray d arakaraka io! ndraindray tsara ndraindray ratsy



15. boubounezy ( 25/10/2005 20:59)
@zay enao vo lasa dé mihomé bé izy hoe dain akanjo ratsy be iny avelao any kou anaovany any iny akanjo iny @ za imehezany uola any iny dé aona tsara ve ny nataony lé oula sa ratsy? satry enao tsy nahita ny nitenenany ratsy anao fa vo miodika lamosina enao vo nataony anizany


pitchou:

ny hypocrite dia miankina @ lainga, fa tsy voatery hanao hypocrite mintsy raha amiko! tsy misy zany lainga masina zany kou! ny fomba fiteny aza fotsiny no tsy atao mahatezitra olona d vita
ny vantabantam-piteny ndray d arakaraka io! ndraindray tsara ndraindray ratsy



16. LazaRandri ( 25/10/2005 23:28)
inona tokotrany mou boubounezy ny dikanizany "cincère" sy "cincèrité" zany?
17. fasaly ( 26/10/2005 05:16)
bounezy
ny tiko lazaina amy hery de zao, rehefa izy izay ny hamaly matotra de mahafatifaty be anahy mahintsiny wa!
18. Herimiafina ( 26/10/2005 05:45)
fasaly:

hmmmmmm marina zany hery a! zay njy de tena nahafatifaty ahy mintsy (l)(l)(l)(l)


Matimaty ngah njy ao? Ngô de mila hafanaiko kely? hehehehe:-D:-D:-D:-D
19. ari.malala ( 26/10/2005 11:41)

Hoy i Boubounezy we:


ary aona ny fijerina lé oula namanao oatsa tonga any @ enao manao akanjo ratsy be ary hainao fa ratsy mintsy fananaovanao iany dé ozy lé namanao hoe tsara bé @nao lé akanjo nefa tena na enao aza mahita lé akanjo fa tena ratsy @zay enao vo lasa dé mihomé bé izy hoe dain akanjo ratsy be iny avelao any kou anaovany any iny akanjo iny @ za imehezany uola any iny dé aona tsara ve ny nataony lé oula sa ratsy? satry enao tsy nahita ny nitenenany ratsy anao fa vo miodika lamosina enao vo nataony anizany


D io no tena atao we mihatsaravelatsihy.
20. pitchou ( 27/10/2005 17:53)
boubounezy> tsy we satria nandainga izy d tena milay kosany? rehefa tena ataon-dry fananiana otran'izany ka faly ery izy mandoka an-dry d tsory we tsy blem aky fa ateriko aty ho an-dry ity raha ze ity fôna no mahafinaritra an-dry a! d tanterao ara-bakiteny, na rehefa @ aniveriserany d ataovy ao anaty boite cadeau milay be d omeo azy! d ampatsiahivo we ity le akanjo tindry be iry:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6346