Nahoana kay

21. lilbon ( 25/10/2005 05:09)
herim> trisomie 23 , ange less na le androgyne reny tsy homo e!manana malformation fotsiny izy fa tsy homo veli2
fa le homo tena sarotra be fa za manao we traumatisme sexuelle no nahatonga reny matetika!
22. Herimiafina ( 25/10/2005 05:31)
Arakarak'ilay degré d'expression anlé anomalie de gène eo amlé 23ème paire le izy ra-lilbon a.

Misy degré iray, resaka hormone sady misy testosterone toy ny bandy no misy pregnandiol sy oestradiol le olona any amin'ny rany any. De lasa misy conflit de sexualité sy de personnalité.

23. mandrindra ( 25/10/2005 09:24)
herimiafina, conflit de sexualité izany ve adin'ny fitaovampananahana no dikana? dia inona no mampiady azy ireo ? :D
24. ari.malala ( 26/10/2005 07:21)
mandrindra,:-D:-D:-D fa tsy azoko anie we ahoana ary no maha genetik an le resaka homo e.. hatrary ka hatraty le resaka to amitohy ihany...
25. mamzelkely ( 26/10/2005 13:00)
ts gégétik io fa mety le fomba fitaiza no mahatonga azy ts aiko alo e..
26. Herimiafina ( 26/10/2005 13:17)
mandrindra:

herimiafina, conflit de sexualité izany ve adin'ny fitaovampananahana no dikana? dia inona no mampiady azy ireo ? :D


Ie, sahirantsaina ilay olona hoe inona aza no azoko ampisana an'ity matoss be manadalako ity.:-D:-D:-D:-D

ari sy ny tariny: le homo vokatry ny fitaizana no mbola hitanareo fa tsy le homo génétika.
27. diamondra27 ( 27/10/2005 07:58)
de ahoana zany le kestion hoe: ahoana ny hevitrareo @ fanangananjaza tezain'ny homo
28. lilbon ( 27/10/2005 08:43)
ty resaka ity kou alou tsy de ahavoazako loatra fa aleo za hiaps e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.526