Nahoana kay

1. Noslid ( 23/10/2005 10:00)
Rehefa dinihina dia miha mitombo be ny isan'ny tanora, indrindra ny ados Homo. Inona ny antony? Sa lasa lamaody le resaka sex?
2. Nickovy ( 23/10/2005 10:11)
Fanontaniana saro-baliana!!!! Hmmmmm! Raha ny fahitako azy aloha dia misy ireo izay tsy sahy niseho mivantana noho ny fanenjehan'ny fiaraha-monina, ny fianakaviana ...sns. Raha ny ados indray dia eo ilahy ambiance ihainany ka mety ho vokatry ny tontolo manodidina azy na ihany koa vokatry ny traikefa manokana (abus sexuel na pression des autres)ary misy ireo izay lazin'ny scientiste hoe efa "orientation naturelle". Mety ho marina ve ireo ry DOKOTERA sy PSYCHO isany?
3. fasaly ( 23/10/2005 12:01)
efa nisy hatramin' izay anie ny homo e fa izao vao miroborobo. ny tanora ndray aloha de mitobmo fatratra, zay le hoe antitra vao be ny tanora/
4. Noslid ( 23/10/2005 13:12)
fasaly:

efa nisy hatramin' izay anie ny homo e fa izao vao miroborobo. ny tanora ndray aloha de mitobmo fatratra, zay le hoe antitra vao be ny tanora/


Ka ny fanontaniana anie dia hoe inona no mampirobporobo azy eh?
5. sipagasy ( 23/10/2005 13:18)
amiko aloha tsy olana izany e! fa ny fiaraha monina no manisy ny fepetra ka sarotra amindreo ny manaiky azy, nefa moa iza no miaina ny fiainanao???? ny fiaraha monina sa ianao???, sady tsy ho in2 hihaina eto an-tany e! araraoty ny fiainana ataovy izay mahasambatra anao eto an-tany aloha, ny any ankoatra mbola any izany, tsy hay izany.....
6. zakilinina ( 23/10/2005 13:49)
Efa nisy hatramin'ny ela be tokoa izy ity saingy amin'izao fotoana izao dia nalalahana ny firesahana azy sy ny fitantarana azy amin'ny haino aman-jery.
Ny mampanahy ahy dia ny hoe mampitombo ny isan'ny mpandàla azy ve ny firesahana malalaka azy ity ?
7. dadabe ( 23/10/2005 14:04)
:@humm lalina ity marina!! :@
8. mirabel ( 23/10/2005 14:53)
ka ho resahana @ fomba ahoana indray ary izy ity sa atao resaka any alatrano sy bitsibitsihina ?
9. fasaly ( 23/10/2005 15:35)
noslid:
ka mandroso anie le fiainana e! de efa tsy de miafina firy ry zareo, fa taloha mantsy somary mbola miafina e! fa zao efa betsaka ny sahy miseho, ary efa ekena aza ny mariazy n'izy ireny amy firenena sasany de zay no otran'ny mampiroborobo azy fa efa nisy ihany taloha azonao?
10. maditra ( 23/10/2005 18:50)
Loza aloha io e, zah fotsiny tsy mahita ny antony anaovan'olona azy io. Toa olona mivary lavo amin'ny fiainana izany no fahitako azy. Tsy hoe mahantra izany mivary lavo teneniko izany an fa ny mivary lavo psychologiquement indrindra no tiako asongadina eto.
11. diamondra27 ( 23/10/2005 19:24)
ny ahy aloha de mety avy @ fahantrana e! nety niaraka t@ touriste le bandy de tamana mahazo vola de lasa zay satria io ny 1er amour-ny.

Na koa 'ty resaka @ zao fotoana ty, be loatra ny liberté de mijery ny ze tsy fahita de te-hanandrana de raikitra tao.

De ao koa ohatra ny problème relationnel manque d'affection de mameno le banga sans être conscient.

12. jajaf401 ( 23/10/2005 20:19)
anomalie koa efa tsy koranina fa misy desequilibre any ho any eh! ary tsy normal intsony !!!!!!!!!
13. jefra ( 23/10/2005 20:23)
De raharaha be marina le izy! Taloha ny nampitebiteby dia hoe sao midoroka ny zanako. Izao toa lasa hoe: Aza hitako marina. Aza manody ny hoe zanakao lahy mitondra bandy avy any de hoe "izy ry dada no tiako!"

Zaho manokana, eo @ vehivavy dia tahaky ny moramora kokoa ny mamaly ny hoe nahoana. Fa le samy bandy tena mbola tsy mety takatry ny sainkeliko. Asa mety mora ekeko kokoa angamba ny hoe milalao lavaka andalovana rano noho ny misy ventiny.
14. Herimiafina ( 24/10/2005 04:09)
Noslid:

Rehefa dinihina dia miha mitombo be ny isan'ny tanora, indrindra ny ados Homo. Inona ny antony? Sa lasa lamaody le resaka sex?


Ny aty aminay ny antony mahabe ny pelaka de le feminisma diso tafahoatra de masiaka be ny vehivavy, managadra lehilahy maro, de aleon-dry leirony mifampikaoty.
15. xxx ( 24/10/2005 04:40)
ny olona hono tsy mitovy amin'ny alika dia aleony mifanelaka e :-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. majakely ( 24/10/2005 10:34)
pfff ehrimiafina! n'importe quoi! tsy ny vehivavy irery kosa ee!
17. diamondra27 ( 24/10/2005 12:32)
zao nge no tena fople e! ny ankizy @zao fotoana de ny zavadratsy no betsaka, tsy misy moraly intsony de oatran'ny hoe normal @ zareo zany le izy e!, na koa hoe lamaody , kanefa diso haevitra

Io vao tenen'ny baiboly oe any amparany any de ho tia tena ny olona, tsy hanoa ray amandreny tec... de manaonao foana
18. ravakamalala ( 24/10/2005 13:42)
hita oa ry diamondra27 e! mankaiza ty tanintsika ty e!:twisted:
19. xxx ( 24/10/2005 15:13)
amiko ireny homo ireny de tratran'ny atao hoe areti-panahy. Tsy sitran'ny fanafody na zavatra hafa mihitsy...Fandrebirebena fotsiny zany we tsy fidiny izany na ko we izay ny natiorany...fahalotoana tanteraka e
20. Herimiafina ( 24/10/2005 15:48)
Noslid:

Rehefa dinihina dia miha mitombo be ny isan'ny tanora, indrindra ny ados Homo. Inona ny antony? Sa lasa lamaody le resaka sex?


Misy karazany roa io:

-Na le izy homo génétika, tsisy fanafany fa toy ny défaut génétika rehetra, lasa trisomie23 XYX raha pelaka ary XXY raha lesbienne.

-Na le izy resaka personnalité fotsiny, conflit de personnalité, noho ny fitaizana sy ny firaha-monina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1144