ovy
21. Herimiafina
(
21/10/2005 18:27)
Salady russe be ovy be sy betterave, favy an, miam miam tendakanina, ze mijery komoriana, hehehe:-D:-D:-D
22. Veloo
(
21/10/2005 19:12)
herimiafina a malahelo an'o dakoma kay njy knou nefa mody be ady aminy eo.
Diamondra27 a ity resy tena misy sakafo complet mihitsy a ovy nandrahona aman-kodiny hohanina miaraka @ fromage blanc. serieux e
(tsy mande ndray ny sary)

23. Herimiafina
(
21/10/2005 20:45)
Veloo:
herimiafina a malahelo an'o dakoma kay njy knou nefa mody be ady aminy eo.
Ie, de ahoana kou, mety Veloo ihany zao no Dakoma? hehehehehe:-D:-D:-D
Tanjemo ny solanine amin'izany odina ovy zany ry zareo an, aza atao be loatra fotsiny fa mitovy amin'ny nifoka sigara iray paké.
24. chipie1
(
22/10/2005 07:53)
veloo > aona akia ny fanaovana anio ovy sy fromage blanc io ? tsy matavy be ve zany :lol:
25. booboo
(
22/10/2005 08:17)
ovy andrahoina miaraka @ hodiny dé ohanina miaraka @ yaourt nature + ronona presque fermenté + sira + poivre + bozaka ( persil e, thym e, sns ).
26. Herimiafina
(
22/10/2005 15:19)
Atao telimoka tsy tsakoina, hehehehehe:-D:-D:-D
te-hamely macedoine zany zah klé, anjaso alou atsoiko njay le tendakanin'iny sao de misy any. hehehehe:-D:-D

28. boubounezy
(
23/10/2005 14:11)
betsaka ny azo ampiarahina @ ovy refa hena alou dé mety doly e! gratin arakiny lazainy fasaly kou. tena maro e! ny frite oatra! misy recette atao hoe nid d'oeuf no anarany sady mora atao:
rapéna ny ovy atao otrany abeany lé karoty fanao lasary any dago reny, alaina ny passeoire vy kely ny ray dé lebébé ny ray. araraka eo amboniny lay passeoire lébébé ny ovy efa vorapé, dé atao eo ambony ilay passeoire kely. ataovy ao anaty manaka mamay bé otrany manendy frite sady tazonna iany lé passeoire @ tahony, refa somary doré iny @zay lé ovy, dé ataovy eo mbony vily misy mouchoire a jeter mba itsika tsara ny menaka. mangalah vily lé assiette a gateaux reny dé apetrao eo ilay ovy avy votsika menaka. manendasa atody eouf sur plat anakiray dé ataovy eo ambonin'ilay ovy efa anaty vily cécorero @zay dé mazoto omana

diamondra27:
inona daholo no azo andrahoina na ampiarahina @ ovy?
32. cutie
(
23/10/2005 23:17)
ie mety koa
mila ovy ngedabe
de tapahina roa ny ovy de atao anaty lafaro, refa masaka, de esorina ny ao anatiny, de purer-na le ao anatiny , afangaro @ ronono sy dobera .
de rfa avy eo averina ao anatin'ny le hodiny le ovy puree, de averina atao anaty lafaoro indray.
Refa mendy iny izy de esorina, asiana tongolo maintso kely de vita
twice baked potato no anaran;le recette.

33. boubounezy
(
24/10/2005 11:27)
to milay kou zany ka!
cutie:
ie mety koa
mila ovy ngedabe
de tapahina roa ny ovy de atao anaty lafaro, refa masaka, de esorina ny ao anatiny, de purer-na le ao anatiny , afangaro @ ronono sy dobera .
de rfa avy eo averina ao anatin'ny le hodiny le ovy puree, de averina atao anaty lafaoro indray.
Refa mendy iny izy de esorina, asiana tongolo maintso kely de vita
twice baked potato no anaran;le recette.
34. diamondra27
(
24/10/2005 12:03)
nisy niteny ahy hoe ny ovy hono toa fanafody koa hoanina manta marina ve zany? de inona le aretina
35. Herimiafina
(
24/10/2005 17:53)
ny hodiny de ody may, fa tsy azo hanina manta fa misy solanine bedabe mahafaty.
37. Herimiafina
(
24/10/2005 18:48)
Toa le solanine mintsy no ody may de le hodiny no tena be azy kou, tsy haiko tsara alou e,8)
38. Samoana
(
25/10/2005 14:04)
Azo ampiasaina ho pansement gastrique HONO ny ovy manta. Efa nandramakjo izy io saingy nilavo lefona za fa mafy tsakoina sy atelina le manta kouah !!!
Sô misy mahay resety jus d'ovy manta tsara tsiro ?:)

39. diamondra27
(
26/10/2005 12:39)
ary raha potehina mixer-na le ovy manta de zay vao hanina mety ho hety ve?@ zay izy moramora atelina
40. menakely
(
27/10/2005 15:17)
salut!
zay aloha mba henoko,hoanina alohany hisakafoana toy ny pasmentna vavony,efa nataoko fa tsy araka isaka mihinana zao.