Fanontaniana mila valiny tsara

41. pitdra ( 25/10/2005 21:29)
manahoana nareo !
za mpiangona ao amin'ny taninanadrano apandrana !! mpiangona tao mantsy zany satria aty apita a zao no mipetraka !! zao no teniko anareo !!!tam za mbola tany dago dia efa tsy namelan'ny fjkm ny fpvm !! tamin-dry zareo mbola tao andravoahangy ambony daholo no niangona dia ny fjkm andravoahangy ambony no manam-bola ndrindra amin'ny fjkm rehetra teto madagasikara ! tsy tantin'ny fohibé fjkm nefa zay satria tsisy miditra any amin'ny fohibé ny vola bé an'ny tao ka nanjary nitady fika ry zareo anoloana ny pasteur tao mba ho solona pasteur akama bonne an'ny fohibé (zé pasteur ao am fjkm andravoahangy ambony am zao fotoana zao)!! refa itan'ny mpiangona tao anefa fa lainga fotsiny no antony nadroahana ny pasteur randrainatoandro jean joseph dia nanapa_kevitra ny bé sy ny maro (teo ny tenako tamy zay fotoana zay ) fa anorina fiangonana tsy miankina amin'ny fjkm ny mpiangona , (zay fpvm) am zao fotoana zao , ka ho io pasteur io ihany no itondra !!! refa tafaorina anefa ny fiangonana taty am fpvm dia tonag niangona tao daholo na ny snou na ny karana na ny praiminisitra na ny mahantra ,, ka am zao tsika miresaka zao mahatratra hatramin'ny 5O.OOO personne mahery bé no minagona ao !! ny diakn'zany an !! rakitra amina 3.OOO.OOO isak'alahady no voaangona ao !!! efa ho 4 taona zay no nisy ny fiangonana efa manam-bola miotra ny 6O.OOO.OOO ! io vola io dia oentina anorenana tsara ny fiangonana sy anorenana fpvm erak'madagasikara sy erak'izao tontolo izao !! zay efa misy aty france !! zay ndray ara lé resaka manome litika ny fjkm !! resa-bola !! ary tamin'ity ndray mitoraka ity tsy ny fjkm tsony no mitetika ny volan'io fiangonana io fa na ny fanjakana aza ! eritreretinareo kosa hoé milliards !!!! zao izy tsy aiko na milliards de dollard mintsy !!!! iza no tsy aniry anana an'zany vola zany !! indrandrindra moa hoé mora azo io vola io ra akatona ny fiangonana !!! dé zao tonga amin'ny tanjony zao ny fjkm sy ny fanjakana !! anefa mba ao an-tsain'reo vé ireto olona aman'arivony mitady an'andriamanitra ao amin'io faingonana io ; tsy ao an-tsainy vé hoé ho an' andriamanitra ireo vola reo sy ho an' ny asan'andriamanitra !!!!!!!! tsy takatry ny saina keliny zany !! tsy aleonareo aza vé mijery an'reo olona reo mivavaka isak'alahady toa izay andeha angaro'posy sy ivaro-tena ireo olona 5O.OOO reo !! zay lé hoé ny ratsy tsy kely lalana é !! fa asakasak'izay miady amin'ny mpanompon'andriamanitra satria iatra miny ny teny ao amin'ny baiboly hoé izaho iady ho anareo fa ianareo kosa angina ! ny any azotsika atao dia mivavaka mba isokafan'io fiangonana io ndray satria finon'olona miandrandra famonjena no en jeu fa zé vola moa inona no irarahin'reo olona reo an'zany !!!!!!!!zay ry reto ny tantaran'io fpvm io mari-pototra a , fa tsy fitsara-tsika olombelona no andrasana fa ny fitsaran'andriamanitra !! enga anie mba ho rean'ny tompo ny tomanin'reo olona aman'arivony reo ka ho valiny ny vavany !!!!!!!!!veloma ndray o !
42. dadabe ( 26/10/2005 05:56)
hummm tantara mbola mitohy ry havana !!
43. estine ( 26/10/2005 07:36)
adin' ny mpirahalaha moa zany sa adin'ny mpirahavavy
nadin'ny mpiravavy ka raha eo @ fiangonana fa adin'mpira
44. estine ( 26/10/2005 07:57)
ento ambavaka izy roro e:idea:
45. jentilisa ( 26/10/2005 08:27)
Sao dia manahy tokoa ary ny FJKM fa raha vita ara-potoana ilay trano goavam-be ao Ampandrana io (2007) dia vao maika ho voasintony ny olona maro ao aminy ka aleo sakantsakanana ny fanatanterahana io tranobe amina miliara ao io?
Nahavita zavatra be manko ry zareo nefa tsy hita izay vita aty amin'ny Ankilany?
46. sonwin ( 26/10/2005 09:07)
fa ahona ary zareo samy zareo ireto:(
47. jentilisa ( 26/10/2005 10:46)
matahotra fahombiazana ny mpivavaka hoy ny tsy mpino!
48. estine ( 26/10/2005 12:00)
raha rahalahy ranga i Lala Rasendrahasina tsy niantsy velively @ hoe "izahay tsy matahotra ny FPVM"
49. dadabe ( 26/10/2005 13:06)
hummm iazny daholo ve ny zavatra niseho?? zah nefa ry zareo manao hoe lalana tsy maintsy andalovana izany tahaka ny fampijaliana izay tsy maintsy nolalovan'i Kristy ,fa dia ,mahereza e mbola lavira ny lalana aleha
50. sonwin ( 26/10/2005 13:34)
manara-baovao aloha hatreto
51. sonwin ( 26/10/2005 13:34)
manara-baovao aloha hatreto
52. Aroniaina ( 26/10/2005 14:49)
Ary maninona moa raha mba omena toerana ao amin'ny FPVM i Lala rasendrahasina e! andao atao an'izay indray ary izy ity dia amin'izay izy mahazo iozay ilainy fa raha vita ange io FPVM io ka mahazaka olona hatrany amin'ny 60 000 pers any e! dia atao secratairen'i J J randrianatoandro izy sa ahoana hoy ianareo ?
53. vetsoko ( 26/10/2005 14:57)
TSY MAINTSY TANTERAKA NY TENIN'ANDRIAMANITRA RY VZAREO A!Hhalan'izao tontolo izao ianareo nohon'ny anarako,nefa tadidio fa izaho efa halany talohanareo,sambatra anefa izay henjehina hoy izy avy eo ka dia anjaran-tsika no miheritreritra fa ny tenin'andriamanitra tsy maintsy tanteraka naianao any @ le ry zaeo mpanenjika na ianao any @ henjehina,za efa hitako ny tokony hisy ahy
54. dadabe ( 27/10/2005 10:28)
:-wde iza izany no esan'i devoly ???? :-w
55. xxx ( 27/10/2005 18:39)
Tsy halan'izao tontolo izao nareo ka, aza manahy, fa ilay namananareo fahiny no mankahala anareo angamba
sw
56. jentilisa ( 29/10/2005 13:19)
Iza amin'izao tontolo izao no tena manakahala?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1597