TSY MENDRIKA AHO EKEKO IZANY

41. Herimiafina ( 24/10/2005 03:44)
Fianarana ny fiainana daholo izany.(l)
42. bichette ( 24/10/2005 07:43)
ry namana rehetra !

mamerina fisaorana anareo ny amin'ny fampaherezana. tsy diso mahery izay ry dadabe a !
dia nilamina ny resaka ry zareo a ! tena tsy nampoiziko mihintsy fa dia tena milamina tsy misy ohatran'izany fa dia faly be aho. misaotra an'Atra, misaotra anareo nitondra ambavaka, misaotra anareo nampahery misaotra anareo namana rehetra.
bizoroka daholo
43. ari.malala ( 24/10/2005 10:54)
zay aky no irina sy tadiavina ry Bichette a :)
44. Veloo ( 24/10/2005 20:49)
bichette :-*
45. Herimiafina ( 24/10/2005 21:22)
Love is you, you are life (l)
46. tsimiandravola ( 24/10/2005 21:54)
Mirary fampaherezana ho an'i Bichette,dia ho tahian'ny razana!:*
47. jentilisa ( 25/10/2005 05:40)
:-D:-D:-D misy manao izay hahasosotra ny hafa fotsiny!
48. bichette ( 25/10/2005 06:45)
tsimiandravola > misaotra . hitanao, misy ohabolana sa hainteny ny ntaolo manao hoe " aza manalokaloka ohatran'ny razana tsy mitahy".
49. dadabe ( 25/10/2005 11:16)
kay le sady tonga de nomen'ingahy rainy ny tsaoda eo @ molotra mihitsy i bi 7 le ,no mbola nomeny ny fitahian'ny razana .....dray marina !!!:{
50. bichette ( 25/10/2005 12:33)
dadabe :-D
51. tsimiandravola ( 25/10/2005 22:10)
bichette:

tsimiandravola > misaotra . hitanao, misy ohabolana sa hainteny ny ntaolo manao hoe " aza manalokaloka ohatran'ny razana tsy mitahy".
Tsy haiko io fa ny fantatro dia ilay hoe:raha razana tsy hitahy dia fohazy hiady vomanga.Fa iny aloha dia miankina amin'ny finoana:D:raha mino ianao fa mitahy ny razana dia tahiany ianao=))=)).Ny problema fotsiny dia iray ihany ny definition n'ny finoana fantatro nefa misy contradiction interne ilay izy.
"le finoana est la certitude et ferme assurance,des choses qu'on ne voit pas,mais qu'on espère".
Manelingelina be ilay hoe "certitude" sy "ferme assurance".:-w



52. tsimiandravola ( 25/10/2005 22:20)
dadabe:

kay le sady tonga de nomen'ingahy rainy ny tsaoda eo @ molotra mihitsy i bi 7 le ,no mbola nomeny ny fitahian'ny razana .....dray marina !!!:{
Aiaiai!
Azafady re ry zalahy fa noheveriko fa ity ilay émoticône:-*Hay toa tena ilay mipoaka be no lasa.Nefa ve tsy aleo i Bi7 no mifidy ê!Iza no tena mankahery an'i Bi7?Ilay misankambina sa ilay tsy an-kitàna?


53. dadabe ( 26/10/2005 06:04)
hummmm mahay toi a!

fa zao kalou e,zah ry tsimiandravola dia tsoriko fa tsy ba mino ny fitahian'ny razana ,ho lava io raha hitarina fa ./.
54. bichette ( 26/10/2005 06:51)
tsimiandravola misaotra e :-D
55. jentilisa ( 26/10/2005 08:34)
:-D
56. estine ( 26/10/2005 08:47)
raha tolona @tsakaiza tiana ry bichette aleo lavony toy izay mandavo azy a fa ny mifanohitra @zay kosa tokony hiady ny zo sy ny a
57. dadabe ( 26/10/2005 13:18)
a??????? a inona ry estine ??
58. xxx ( 26/10/2005 16:45)
tsy hirahiraina ny fanaovantsoa fa raha manao soa olona iray ianao na maro dia atolory an´ny Tompo izany fa Izy mahay mamaly anao ary raha ianao no mahazo loza misaora Azy hatrany fa mbola ho avy ny andro hahazoanao soa tsar lavitra noho ny nataonao ny olona ary tsy ny olona nanaovanao soa no tsy maintsy mamaly soa anao, fa mety ho olona tsy ampoizinao na olona tena tsy tianao akory aza. Aza manao anizany fa samy manana ny anjarany ny olona tsirairay. mahereza, ary misaora @ zv drehetra ary mandresy noho ny mpandresy ianao noho ny Tompo tia anao.
59. jentilisa ( 28/10/2005 08:26)
Izay tokoa ilay hoe rehefa manao zavatra ho an'ny olona dia ataovy toy ny manao zavatra hoan'ny Tompo e! satria Izy manko no tsy mamitaka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3385