TSY MENDRIKA AHO EKEKO IZANY

21. bichette ( 19/10/2005 09:44)
pika > eny sady tsy hifanomezantsiny io fa j'assume les erreurs de mes acts puis la vie continue et j'en tire des leçons et poursuis ma route enrichie d'une experience nouvelle pour améliorer l'avenir
22. ravakamalala ( 19/10/2005 09:52)
bichette >:-*:-*:-*
23. radriana ( 19/10/2005 09:54)
Tehaka ho an'i bichette=D
ireny olona ampiana ireny anie mieritreritra hoe tokony hhamaly anao izy dia nefa tsy nahavaly, izany no mampitsoatsoaka azy e
24. ratole ( 19/10/2005 10:19)
Tsy misy anenenanao izay vita e! Hoy ny Ntaolo "Ny soa atao levenam-bola , fa ny ratsy atao loza mihantona". Anjaran'ilay olona manisy ratsy ny sisa fa tsy anao intsony. Rehefa madio ny fo sy sainao dia ampy izay.
25. naritsimba ( 19/10/2005 12:34)
fa nisy nanao inona ano ry bichette?
26. majakely ( 19/10/2005 13:06)
zay tokoa mantsy ry naritsimba no saika hanontaniko ko hoe !! nisy naninona an'i bichette ary ???satria io ry jentilisa anie samy hafa ny cas hiainana
27. dadabe ( 19/10/2005 15:23)
hoy i bi7
Lohateny : TSY MENDRIKA AHO EKEKO IZANY
mibolisatra indraindray na dia efa mitandrina tsara izao aza isika olombelona. victime matetika amin'ny fitsinjovana loatra ny hafa, manampy ny hafa kanjo ny tena no ao andavaka, tsy maninona fa assumer-na ny natao. Diso tsara fanahy loatra ka manaiky ny hadalan'ny hafa dia ny tena tsy nanao na inona na inona indray no latsaka anaty lavaka, very namana, very hasina fa ny sasany miala maina fotsiny. Tsy maninona fa izany no fiainana

tara be zah fa miala tsiny ,fondro ,satroka ,salohy 7,......
zao ry bi7 a,i Kristy aza tsy nanota nefa nitondra ny mafy indrindra erantany,ka raha manaradia azy ianao ,dia ekeo fa tsy maintsy manaraka ny diany
mahereza e:-*
28. routa ( 19/10/2005 15:39)
bichette>mahereza e!ny soa atao levenam-bola :)
29. fasaly ( 19/10/2005 18:03)
mahereza aky a! fomban'ny fiainana izany....zay ny azoko hambara.
30. mignone ( 19/10/2005 18:36)
ny tsy azoko de maninn ianao no manao oe "'tsy mendrika de manaiky " ? , tsy faute nao lé izy nge ?
31. Noslid ( 19/10/2005 19:37)
bichette:

ravakamalala > misaotra @ fampaherezana sy ny anatra fa raisiko , tsy maniry aloha aho ny hivalin'izany na amin'iza na amin'iza satria namana daholo ireo olona fa ny hany mba faniriko dia ny hilamina ny zavatra rehetra



Tena nanaitra ahy ilay herim-ponao!!!!! Ny toa anao no tena reharehan'ny vehivavy koa mahereza. Marina fa raha tsy lavo matetika ny zaza tsy mahay mamindra,raha tsy tafitohina ny tongotra tsy mandinika tsara ny maso. "Soa lavo hahay mamindra hoy ny Ntaolo" ary tsy misy tsy diso izay mandiha tany fa ny mivarilavo no adala indrindra". Dia mirary antsika rehetra hahay mandray lesona amin'ny herim-po ananan'i Bichette eh! "Roso toy ka tsa mipody koa ka mahereza ary!
32. sonwin ( 19/10/2005 20:05)
Ny soa atao levenam-bola...mahereza toi
33. bichette ( 20/10/2005 06:45)
ry namana rehetra !

misaotra betsaka anareo ny amin'ny fampaherezana, ny amin'ny fitiavana asehonareo ahy fa tena mampihetsi-po ahy tokoa. Mirary soa anareo rehetra za amin'ny ataonareo rehetra

noslid >
Tena nanaitra ahy ilay herim-ponao

inona moa ny soa mety ho azoko raha maniry izany hivaly amin'izay manao ratsy ahy ? moa tsy ho pentina hampisaraka ahy amin'Atra ve izany ka METY hanakana ny fitahin'Atra ahy indray ? satria maniry ratsy aho ? na marary aza , na mangidy, mamela aho fa amin'ny ho avy kosa efa fantatro hoe ahoana ilay olona dia mitandrina tsara fotsiny aho. sa ahoana hoy ianareo ?
34. jentilisa ( 20/10/2005 07:36)
Misaotra antsika ihany koa fa nahay nampiasa ny ohabolana mampiavaka antsika malagasy ianareo. Na dia eo aza ny mety hoe cas para cas rehefa mitady hanamabaka ny olona fantapantatra ihany ny zavatra tadiaviny hatao e!
35. dadabe ( 20/10/2005 15:58)
okay aza e
36. Veloo ( 21/10/2005 15:20)
Bichette a ny manao ny tsara dia tsy mba very mande mihitsy...Ary Andriamanitra dia mamela ny fahotan-tsika foana rehefa tena fivavahana avy any am-po ny vavaka ataon-tsika...
Ka mahereza fona aky a, Jesosy mahita izay rehetra tsara nataonao @ olona :-* ary ho valiany foana na ela na aingana
37. routa ( 22/10/2005 03:16)
efa rakitra any an-danitra ko zany ange e!
38. Herimiafina ( 22/10/2005 15:26)
Bichette.......kourazy.8)
39. dadabe ( 23/10/2005 08:01)
angamba diso mahery be i bi7 satria efa maro ihany izay fampaherezana azony izay ka :-w
40. Nickovy ( 23/10/2005 20:15)
routa:

efa rakitra any an-danitra ko zany ange e!



Fa angaha hono misy rakitra koa any an-danitra? Dia ahoana izany ireny mahantra be dia be efa laza nialoha lalana ireny?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1762