Tournoi boxe politique

1. LazaRandri ( 19/10/2005 01:00)
Quart de finale. Iza no ho tafakatra amin'ny fifaninanana boxe? Iza no KO premier tour de vita?

Voninahitsy vs Mailhol
Ravalo vs Pierrot

Herizo vs Ratsirahonana
Ny Hasina vs Zafy
novalian'i Ralay ny 01/11/2005 17:41
2. pika ( 19/10/2005 05:24)
raha ireo tsi22 ireo dia izao no fahitako azy
voninahitsy
pierrot
herizo
ny hasina
hareo aloha
3. jentilisa ( 19/10/2005 06:51)
Voninahitsy ihany no hitako mpanao boxe amin'ireo koa. Fa i Herizo indray tolona zapôney no mety aminy sa ahoana?
4. LazaRandri ( 19/10/2005 06:53)
Samurai? Fangah izy iny vositra? hahaha
5. xxx ( 19/10/2005 06:59)
misy pitolonomby kou reo an :-D:-D:-D:-D
6. jentilisa ( 19/10/2005 08:08)
Fa mety hisy toraka piano koa avy any @ ny Hasina an!
7. LazaRandri ( 19/10/2005 22:52)
tandremo ry Jentilisa fa raha ohatra ka mandrora paraky Zafy tonga dia jambena daholo an! hahaha!
8. Samoana ( 20/10/2005 15:20)
Vokatry ny 1/4 de finale:

-Nibolila ny totohondrin'i Mailhol fa ny an'i Vony nahitsy teo @ vatakorony: nitsirara lemihôl
-Novokisan'i Ra8 ronono Rapiera de nanao rot foana:resy fa nidegôba 1er round.
-Norahonan'i ratsi Herizo de niziriziry be ny kibony: nandresy par forfait izany Ranôrbera !!
-Very ny hasin'ilaizafy fa nampiasa paraky izy izany! Disqualifié izy no sady mbola hatao contrôle dopage !!
1/2 finale:
Vony vs le Njatokely
Raberahona vs Beronono.
Misokatra ny lalao....
9. Herimiafina ( 22/10/2005 16:38)
Tena tsara zany match zany fa aleoko ihany mijery match de hockey marina.8)
10. eprom ( 28/10/2005 12:35)

Vaovao farany :

1)Nilaza lemihôl fa amin'ny 2013 tsy maintsy azony ny amboara.
2)Tsy hanao boxe intsony raHerizo ( mety hanao tolona zapone marina angamba izy)
3)Rapiera indray diso ringy. Any ivelany any nedala no miandry.
4)ZAfy hono tsy hanao boxe intsony raha tsy 3 izy indray eny ambony ringy. triple N indray no fiantso azy.Tsy de mety amindry zalahy koa le lalan'ny boxe fa catch no mety aminy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0657