Akamantatra e!

61. dadabe ( 26/10/2005 03:53)
:-$:-$:-$:@
62. mamzelkely ( 26/10/2005 06:35)
ts ts hazava tsony io ra ts manazava ôtran'izay..:-D

fa inn alo le valiny e..:roll::°)
63. sasa ( 26/10/2005 11:36)
le valiny izany d inona tokoa moa tsy tadidiko fa aleo aloha za hivoaka kely:-D:-D:-D
64. dadabe ( 26/10/2005 11:44)
:cry::cry:
65. mamzelkely ( 26/10/2005 12:30)
ountsooooooo mbola ts mazava fôna ve izy ao ry dadabe a..:-D

de inn klou le valiny e..:roll::°)
66. dadabe ( 27/10/2005 09:24)
:cry::wink::cry:
67. Veloo ( 27/10/2005 17:22)
mamzelkely a samy mianjy eto aky isika a...
Aiza le valony eeeeeeeeeeee:-D:-D:-D
68. diamondra27 ( 27/10/2005 18:52)
katsaka satria alevina aloha ny voany de refa maniry izy de hanina de taolana sisa hi hi hi
69. Veloo ( 28/10/2005 18:58)
aiza alou ilay valiny eeeeeeeee:roll:
70. dadabe ( 01/11/2005 08:42)
=D=D :*
71. Veloo ( 01/11/2005 23:17)
tsssssssss nendry ry dadabe ko lozana mitehaka fotsiny sy manoroka nefa mbola tsy hita ny valony, lazao raha fantatr'i dadabe e :-D:-D:-D
72. sasa ( 02/11/2005 13:15)
Veloo ka i fisher aza tsy niverina intsony kou, nilentika any anaty rano angamba kou:-D:-D
73. Veloo ( 02/11/2005 18:25)
sasa =))=))=))
74. ari.malala ( 03/11/2005 05:57)
sasa, d lanin'ny voay v? :-D
75. mamzelkely ( 03/11/2005 06:54)
sasa
76. Veloo ( 03/11/2005 19:10)
tao laka anosy ve? sy sasa ?:-D:-D:-D
77. dadabe ( 04/11/2005 10:31)
:-D:-D:*:*:* njy anie no ataoko an'io ry veloo e
78. ari.malala ( 04/11/2005 11:23)
oun diso tsika, fisher mo ty anarany? norma b ra nilentika nay anaty rano izy ko izy aza fish ko! tsonjo:-D:-D:-D:-D:-D
79. Veloo ( 04/11/2005 18:23)
ari.malala tena nilentika lery knou :-D:-D:-D
dadabe a misaotra aky a :oops:
80. dadabe ( 06/11/2005 14:11)
tsy misy fisaorana aky ry veloo malalako a :*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1483