Akamantatra e!

41. sasa ( 24/10/2005 08:24)
Herimiafina, izay mintsy saka kousa ve no hilelaka ny tongotr'izay mamaly eo klé, mba ovay tsara tsara :-D:-D
42. mamzelkely ( 24/10/2005 08:29)
ehhhhhh fa aiza fôna le valiny e...:-D
43. ari.malala ( 24/10/2005 10:44)
ze manamaina ato no saka e:P:P:P
44. dadabe ( 24/10/2005 11:07)
toi hoaaa henjy tsala fotsiny ee :°)(l):°):@:@
45. sonwin ( 24/10/2005 12:55)
fa ahona lty e, maditra nga izy io:-D
46. mamzelkely ( 24/10/2005 14:02)
za ko mbô gaga we fa de maditsa aôna lôtra ko ary ari.malala ..:-D:-D
47. Veloo ( 24/10/2005 19:47)
:-D:-D:-D aiza ny valiny oooooo
48. dadabe ( 25/10/2005 05:18)
:-$:-$:@
49. ari.malala ( 25/10/2005 05:39)
sonwin sy mamzelkely, tsy atao mahagaga fa efa rediredin'antitra e:-D:-D efa le ôtran'ny disk reny d efa simba ngamba ny eo @ le henjy tsala d iny fôna no miverimberina:-D:-D:-D:-D:-
50. dadabe ( 25/10/2005 05:44)
efa hoe toi hoaa kalma amizay sao tsy misy manampy eo zahay mivady :-D:-D:@
51. ari.malala ( 25/10/2005 05:52)
aleo rty tsisy hanampya ny ah!!! fa nahoana no za no hatao mpanampy????? na tsy hiasa mandrakizay aza hoa!!!
52. Herimiafina ( 25/10/2005 06:00)
Vinintsa be ndroky zany ry ari.malala an, aok'izay fa bedin'i dadabe eo njay, 8):-D:-D
53. mamzelkely ( 25/10/2005 06:13)
de mitohy njay ny fanazavana..:-D:-D
54. ari.malala ( 25/10/2005 06:36)
herimiafina, za wa tsy vinitra zany, sady tsy matahotra ko za
55. Herimiafina ( 25/10/2005 06:41)
De sahinao ve ny hamely lahiantitra efa manjoko ry ari.malala? Anjayiiii:-D:-D:-D:-D
56. mamzelkely ( 25/10/2005 07:59)
:-D:-D
57. sasa ( 25/10/2005 10:57)
:-D:-D:-D:-D hatraty ka hatrary kou le fifanazavana marina moa:-D:-D
58. dadabe ( 25/10/2005 11:45)
:°):°)
efa hoee toi hoaaa kalma ari...aaa!! tssss toi kounkou tssss
59. sonwin ( 25/10/2005 12:58)
fifanazavana tsy misy farany ty kle :-D
60. Veloo ( 25/10/2005 14:25)
tsy ho vita mihitsy be lotra ka :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0847