Mahitsy- Ambohidratrimo (105) ve ato ?

21. mamzelkely ( 27/10/2005 07:28)
aiza ary e.. ambohibao ve mety...:-D
22. Angie ( 27/10/2005 08:14)
ka i Levy aza tsy hita injay koa.
Zahay koa efa nipetraka tany Mahitsy, satria i neninay efa niasa 20ans teny @ hopitaly Bejofo. Ho feno ihany ity raha ho tanisaina eto daholo ny olom-pantatra tany fa aoka fotsiny.
Efa mahay miteny sinoa kely mihintsy za tany. :-)
"ni hao".

23. sonwin ( 27/10/2005 08:30)
"misy hao"
zelkely>mitoraka ndray an:)
24. dadabe ( 27/10/2005 09:07)
Angie > ni shenti hao ma?? :°)
25. sonwin ( 27/10/2005 09:35)
mao tsé toung:°)
26. dadabe ( 27/10/2005 09:42)
:-D:-D:-D
27. sonwin ( 27/10/2005 14:16)
dadabe> ka tsy tongatonga ho azy ilay akisida eo ka, fa misy raha hafahafa:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4825