Mahitsy- Ambohidratrimo (105) ve ato ?

1. Levy ( 16/10/2005 11:32)
Tsy avy any akory ny tenanay fa maro ny namana fantatra amin'iny faritra iny, indrindra Mahitsy sy ny manodidina. Tia henan'akoho koa moa ka voasarika e ! Fa tsy izany fa misy olona mahafinaritra any, toy ny any @ rehetra !
novalian'i gasykely ny 27/10/2005 00:33
2. Herimiafina ( 16/10/2005 13:10)
Eeeeeeh, mon ami marina, Jiosy ngah ianareo zany klé? Zah koa tsy avy any fa mba mankafy le tanàna sy le olona ao.
3. rongatry ( 17/10/2005 08:31)
dia ahoana hono, afaka miresaka tsara kaaaaaa
Hainay lay tanàna, lay manodidina ...
tohizo àry e !
Iza ao lay olona ankafizin'i Herimiafina.
4. rebosa ( 17/10/2005 08:43)
za tena avy any e !
avy eny soavinimerina i baigninay, dia any koa ny tanananay, dia any koa ny havanay, dia eny @ 105 koa ny misy anay izao.
Faly be zay refa mba misy finaritra @ lay tanana e


5. tafita ( 17/10/2005 09:25)
De ahoan ry namana a, izaho tena avy any Mahitsy , somary ao Avarabaratra kely ( Ambohimahatsinjo ) .
De alefaso ary resaka sy ny vaovao hifampizarana e
Rehefa mahavokatra cornisson izahay de hanaterako enao ... hi hi hi hi hi ...
6. rongatry ( 17/10/2005 12:06)
hita be tokoa hoe tompon-tanindrazana.
Dia ahoana, inona ny vaovao any an-tanidrazana any zany zao, zahay aloha efa ela tsy nandeha tany intsony, ianareo namana zao no mba haharenesambaovao.
7. boubounezy ( 17/10/2005 14:31)
ZA MAFANTATRA OULA ANY FA TSY NIPETRAKA TANY FA EO AMBOHIBAO, ry ralanto sy ny ralahany, ry denis réunionais ry jean jacque ny zanany sy fifi, dé mbola misy lelah ray tsy tadidiko tsony ny anarany



Levy:

Tsy avy any akory ny tenanay fa maro ny namana fantatra amin'iny faritra iny, indrindra Mahitsy sy ny manodidina. Tia henan'akoho koa moa ka voasarika e ! Fa tsy izany fa misy olona mahafinaritra any, toy ny any @ rehetra !



8. Herimiafina ( 17/10/2005 19:04)
Eeeh, de mampamangy ao amin'i madama Feno sazy fama sy ry Rabezandrina dokotera ao zany, de le sipakely miasa ao amin'ny SIS iny kou e, de tsy adino kou ry Frera ao amin'ny Benedictin ao e, (l)
9. bozimanga ( 20/10/2005 08:31)
za mipetraka eto ambohidratrimo
dia mba misy fantatrareo v eto @ tanananay?
10. sonwin ( 21/10/2005 18:29)
ka izay eo Ambohidratrimo tokony hafantatra tsara an'i commandant Rasolofo sy Mme Lalao
11. booboo ( 21/10/2005 20:03)
avy any Mahitsy kounkou fa inn ny resaka ?
12. sonwin ( 24/10/2005 12:33)
nankaiza aza ry zareo Marovatana e
13. dadabe ( 25/10/2005 04:51)
zah kalou efa nipetraka tao ivato e,fa efa mpakany andranotapahina sy ambohidratrimo,tonga hatrany tsinjohasina sy ankadindravola ....de innno paika aza e
14. sonwin ( 25/10/2005 09:21)
ary efa nifanena tamin'ny matotoa teo Andranobevava ve elah?
15. dadabe ( 26/10/2005 03:36)
:°):°):°)aiza njay zany frera a??:@
16. sonwin ( 26/10/2005 08:46)
eo amin'ilay fidinana afaka an'ambohidratrimo hiakatra an'alakamisy iny leisy e, eo amin'ilay misy akisida foana:@
17. mamzelkely ( 26/10/2005 11:43)
za mipetraka any soavimasoandro.. mety ve :roll: :-D
18. dadabe ( 26/10/2005 12:20)
lavitra be zany mamzel a!
sw>arako le hoe misy akisida matetika fa tsy arako zany matotoa zany kle :-@
19. mamzelkely ( 26/10/2005 12:56)
fa azia no mety ry dadabe??:roll::-D
20. gasykely ( 27/10/2005 00:33)
manao ahoana daholo,
zah aloha teraka tao Mahitsy :D dia ao doly ny havana akaiky fa saingy zah tsy any tanana fa aty amin`ny dezaka be aty, aty benkitana aty , ka inona aza ny resaka ry zanaka marovantana isany.
Hono oa sao dia mba misy mahalala hoe efa manomboka ve ilay fampidirana rano isambaravarana ao Mahitsy, zah farany tany aloha efa misy ny paompy eh, fa naheno zah manko hoe antsofoka isantrano ilay izy ka asa na raikitra na tsia.... mba omeo info raha misy...
alefaso raha misy resaka hafa
mazotoa doly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3758