mba toroy hevitra aho ry reto fa hanam-bady

21. Herimiafina ( 24/10/2005 18:14)
Enao ngah tsy mba mamely an'ireny, zah nefa saika hi-propozy be anao hoe andao hiaraka hamely hehehe:-D:-D:-D
22. ravakamalala ( 25/10/2005 07:45)
efa be zay vita zay! mba zavatra hafa ndray proposer-na fa efa diska goaka zany!!!:-D
23. dadabe ( 25/10/2005 12:27)
dray marina resaka goaka tampoka kle :{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0815