mba toroy hevitra aho ry reto fa hanam-bady
1. xxx
(
14/10/2005 08:33)
ny tena moa efa zanaka aty ahoriana tsy de mahalàla inona intsony sady tsy hita izay zokiolona tena mahalàla ny fomba tokony hoarahina. Inona avy no tokony ho atao sy hiomanana ohatra raha vao hangataka ilay zazavavy?
novalian'i dadabe ny 25/10/2005 12:27
2. pika
(
14/10/2005 09:53)
arakaraka ny fombantany aloha e fa @ ankapobeany dia:
ny fisehoana eo @RAD roatonta hananterana ny tapimasonanadahy
ny vody ondry mety ho omby na vola
ny soratra
zay vao mariazy any ampiangonana
ny hihomanana indray dia betsaka ny fitafiana, ny invitation, ny trano handraisana na hotely, ny vola atao sakafo, ny peratra, ny fiofanana any @paitera na mompera, ....
dia mahavita soa e

3. jentilisa
(
14/10/2005 10:39)
Jereo na anontanio rehefa hanome ilay solony iny sao dia mitady vakimbola manomboka @ iraimbilanja ka hatramin'ny 10.000 ariary izy. Izany hoe misy venty sy kirobo ao, ariary ariary folo, roapolo, dimampolo ariary zato, roanjato, dimanjato, arivo, roa arivo, dimy arivo, iray alina ariary...sao dia mody maina an-katezerana eo manko!
5. boubounezy
(
14/10/2005 11:58)
tazony ny maha enao anao fa refa tena tiny enao dé mivady @nao izy. na izany aza aza ampina l ntsony lé 3 x fa manjary lasa xxxl ndray ka so bé lotra ka mitsoka eo ndray le fofombadinao a!=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
xxx:
ny tena moa efa zanaka aty ahoriana tsy de mahalàla inona intsony sady tsy hita izay zokiolona tena mahalàla ny fomba tokony hoarahina. Inona avy no tokony ho atao sy hiomanana ohatra raha vao hangataka ilay zazavavy?
8. xxx
(
14/10/2005 12:13)
boubounezy>enao to mampatahotra be ahy fotsiny fa tsy valinao ilay mba hanontaniako ery ambony:roll
9. boubounezy
(
14/10/2005 12:13)
boubounezy:
dé ataovy ny fomba dé alaivi ny vadinao fa tsy itako ny olana sa mila sôsy bé?
xxx:
:roll::roll:ka tsy azo vadiana raha tsy vita fomba ko...de awôna zany?
10. xxx
(
14/10/2005 12:15)
ka le fomba mihitsy anie no tsy haiko e, raha ny fomban'ny vazah tsy mila facon fa de miresaka @ ray sy renin'kala tsotsotra we tiko ny zanakareo ka ho alaiko ho vady de vita. Fa ny an'ny gasy be filirony be
11. pika
(
14/10/2005 12:48)
ny tapimasonanadahy dia mividiana lamba be omeo azy hanapenanay ny masony :-D:-D
vola kanjony izany e izay omenao fa tsy toy ny vodiondry misy karaazany sy ... atolotra ny anadahin'ilay vhv mba hangatahina alalana sy hanomezamboninanitra azy
vola kanjony izany e izay omenao fa tsy toy ny vodiondry misy karaazany sy ... atolotra ny anadahin'ilay vhv mba hangatahina alalana sy hanomezamboninanitra azy
12. founy
(
15/10/2005 13:18)
rehefa mifakanty nama de zay a ! de nareo 2 no tokoa hikaondoa fa tsy de we toi irery anie e ! satria io tsy vita irery zay fa na ny fianakam' s ary tokony anampy ! zany aloha no hitako tao @ tanana tao e ! miara mirona ry kala alika de bonne io e !
13. xxx
(
15/10/2005 14:13)
ka le iaraha mirona mihitsy angeh no tsy misy matoa maka torohevitra majinijinika eto e
14. hps
(
15/10/2005 20:02)
ny tsotra sady mora sy haingana dia atao bikina aloha ilay sipa de manaraka ho azy ny sisa,fa raha ilay formalité arahina dia aroso eto ihany @ manaraka;sady efa @ ilay mora izy @ izay fa tsy mila omby sy ondry zany:^)=D
15. ravakamalala
(
19/10/2005 08:54)
ny tsotra sady mora sy haingana dia atao bikina aloha ilay sipa de manaraka ho azy ny sisa
mora be ny fiainana ao am Magasin M ry hps an!:-D
16. bozimanga
(
19/10/2005 13:04)
f' angah tao aminareo dia mbola tsy nisy nanambady mihitsy ry xxx?
18. dadabe
(
23/10/2005 06:51)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 14-10-2005 10:33:27
Lohateny : mba toroy hevitra aho ry reto fa hanam-bady
ny tena moa efa zanaka aty ahoriana tsy de mahalàla inona intsony sady tsy hita izay zokiolona tena mahalàla ny fomba tokony hoarahina. Inona avy no tokony ho atao sy hiomanana ohatra raha vao hangataka ilay zazavavy?
efa voavalin'i pika avokoa ilay izy anaka ary namafisin'i jentilisa
tsara tso drano toi de aza adino ny mainan'i dadabe a:@:@