Antony itiavanao ny hira iray!
141. Veloo
(
21/10/2005 14:27)
cutie a ay ve e (tsy mande ndray ny sary kle) ;-)
dadabe a esory aloha io setroka be io dia hahita lazaina enao ka hihihihihih
dadabe a esory aloha io setroka be io dia hahita lazaina enao ka hihihihihih
145. Herimiafina
(
23/10/2005 06:02)
Enao fa iza injay, adinonao sahady ngah le anarana tinao hiantsoako anao iny, hehehehe, ririnindasa marina, hehehehe:-D:-D
151. Herimiafina
(
23/10/2005 06:23)
Fiantsoana anao, de inn-ko enao izany, ankamantatsa tsy ilana valiny tampoka, lol:-D
155. Herimiafina
(
23/10/2005 06:31)
Ao antsainao ao nefa le valiny, mila midemerda mampiasa coco kely i toi de hitan'i toi le valiny, hehehehe:-D:-D
157. Herimiafina
(
23/10/2005 06:35)
Tsy hitako kambony e, valivalio any fotsiny fa ze valiny hitanao eo no marina.8)
159. dadabe
(
23/10/2005 06:46)
:@mamporisika ahy hisaina ireto dialogy marina mafy,manahy aho sao dia hifandamoro eto ireto zaza marina :@
160. Herimiafina
(
23/10/2005 06:46)
Tsara fanahy be aza zah miteny an'izany kou, ngah hitanao ny toetry ny fanahiko, mba manao ahoana hono izy ao ry cutie, hehehehe:-D:-D:-D:-D