Antony itiavanao ny hira iray!

121. cutie ( 19/10/2005 22:46)
lol
atao fitaovana fotsiny zany za
aoka ihany :-D
122. Herimiafina ( 19/10/2005 22:48)
Mazoko ny tin'ny mpanoratra hambara. Raha tsy hataoko fitaovana zany de manaiky an, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
123. cutie ( 19/10/2005 22:52)
Fa nahoana za no hanaiky ?:-D
124. Herimiafina ( 19/10/2005 22:58)
Inn njay zao no tinao hovinavinaiko amin'izany? Henoy tsara ane le fonao fa efa mety nanaiky e, hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
125. cutie ( 19/10/2005 23:01)
za nga niteny we vinanio :-D
126. Herimiafina ( 19/10/2005 23:03)
Maharemarka be hoa zah hoe tsy de be teny enao ty nefa tena midika zavatra bedabe ze teneninao, otsan'ny mitory fitiavana be anah izany, lol hehehehe :-D:-D:-D:-D
127. cutie ( 19/10/2005 23:06)
lasa loatra sahady le saina :-D
128. ari.malala ( 20/10/2005 06:32)
mitombina ihany le resaka ary @ eritreritra mandalo kle :)
129. mamzelkely ( 20/10/2005 07:52)
inn mo ky zany ry ari.malala:roll:
130. sonwin ( 20/10/2005 07:54)
vakio ao ambonimbony ao
131. ari.malala ( 20/10/2005 07:59)
mamzelkely, le we ze tratran'i herimiafina miresaka @ d tsy amelany mintsy d lasa mivadika ny size e :)
132. mamzelkely ( 20/10/2005 09:11)
ts hita zany e
133. Veloo ( 20/10/2005 14:12)
nanomboka ndray ny dialogue tato :-D:-D:-D
heri a lasa olombelona zany njy ka :-D:-D:-D
134. Herimiafina ( 20/10/2005 16:09)
Misy mitady tsy amelako njay ato zany, mbola ho avy ny tour-nao fa anjaso kely alou. hehehehe:-D:-D:-D:-D
135. Veloo ( 20/10/2005 16:55)
Heri a tsy ahazo ahy :-D:-D:-Dintsony enao
136. akamatiana ( 20/10/2005 18:26)
:-D:-D:-D:-D

de rien akia cutie cherie a!
137. cutie ( 20/10/2005 18:33)
akamatiana, mampatahotra ndray le izy fa mikorisa be lol
138. Veloo ( 20/10/2005 18:44)
:-D:-D cutie a ny inn aky? :-D
139. dadabe ( 21/10/2005 01:04)
tsy miss ambara kle :@
140. cutie ( 21/10/2005 02:01)
le kalesy io ry veloo
dadabe , manamaina fotsiny sisa ve lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3218