Miaro amin'ny voalavo ny ortie atao sisimboly.

41. jennifer2 ( 13/12/2005 03:40)
io anie tsy miankina @ le reniny e! miankina @ le dadany ihany io. Any @ dadany no misy XY. le reniny XX fotsiny.
42. Herimiafina ( 13/12/2005 04:28)
Nen'ny sarabambembahoaka izany, le commun des mortels, human beings, fa ny an'i Herimiafina hafa mahintsiny kah, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
43. jennifer2 ( 16/12/2005 04:25)
:idea::idea::idea::idea:,Fa ahoana ny anao? boribory?
44. Herimiafina ( 17/12/2005 00:20)
Andramo de ho hitanao fa tsy ho diso fanantenana ianao! hehehehe:-D:-D
45. jennifer2 ( 20/12/2005 03:00)
ka le ho andramana aza tsy hitako akory koa!
46. fasaly ( 09/01/2006 09:16)
Herimiafina:

Ny ortie dia zava-maniry kely azo hatao sisimboly na hambolena manodidina ny zaridaina tiana harovana amin'ny setrasetran'ny voalavo.

Mandrava tokoa mantsy ny voalavo any amin'iny faritra Moramanga sy Anosibe an'ala iny ka sahirana ireo tantsaha.

Ny ortie dia misy volovolo maranitra kely ny raviny ary tsy tian'ny volavo satri amisy "Anti-vitamine-K".
Ny Vitamine K nefa no mahatonga ny coagulation ny rà rehefa sendra maratra iny. Tsy mijanona intsony ny rà raha toa ka voatsindron'ny ortie ka maratra.

hery: tena miaro amin'ny olombelona kou reny fa zà mivonto mangidihidy mahintsy tratran'ireny raha mandeha anaty bozaka izany knoiu!
sady tsy laitra fa sady marary no mangidihidy an!
aza tratra ihany fa tena tratra ambody ondry eo raha mihoa-pefy eo!!!!:wink:

Ny voalavo anefa dia toy ny bitro dia kely rà hany ka mora maty, tsy tiany noho izany ny manantona tany misy ortie, ary hatahorany tokoa io.

Koa atolotro ho anareo tsy tia voalavo le fika zany. Za mantsy tia voalavo be de zarakoa za laniny le voly vomanga keliko ao iny. hehehehehe. Mahafatifaty amie izy ireny e. hehehehehe:-D:-D:-D:-D



47. pissoa ( 09/01/2006 14:59)
:roll::roll::-D
48. fasaly ( 09/01/2006 17:29)
ary tsy voasoratra tetsy lay nosoratako, hery tsy ho an'ny voalavo ihany fa ho an'ny olona te hi hoa-pefy de ataon'ny orite mangaingaina mahitsiny, mangidihidy sy marary raha tratranui'reny ny hoditra knou! tsy ny voalavo ihany no mety tsy hahantanty an'io kou!
49. Herimiafina ( 14/01/2006 04:11)
Haiko kah, mila manao baoty pim be mahintsiny refa mandeha amin'ny tanina ortie, hehehehe:-D:-D
50. jennifer2 ( 16/01/2006 03:42)
Herimiafina zany ari fitaovana mihitsy an! tsy matahotra izay sakatsakana rehetra!
51. jentilisa ( 01/02/2006 12:28)
tena manana ny matsilo saina enao manana azy raha izao k'ty! tena spesialiteny ve ilay zavatra?

fa ny an'i herimiafina aloha mety ho YY e!
52. jennifer2 ( 05/02/2006 23:36)
jentilisa a! iza no matsilo saina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0894