Miaro amin'ny voalavo ny ortie atao sisimboly.

21. jennifer2 ( 03/12/2005 01:38)
Za ry herimiafina mba omeo zanany an! za mantsy matahotsa voalavo, tsy hotsanao (nijaly kely mihitsy aho t@ za nanao science voalohany) de inona koa ny famonaona hala kay? de kadradraka?
22. Herimiafina ( 03/12/2005 21:47)
Gay gay gay ry Jennifer, biby mahafatifaty ireny kou vonoina kl;é, aty aminay ireny dia hendasina soa amantsara dia hanina, mikarepoka an, hehehehe:-D:-D:-D:-D

Izany eo ihany fa raha tsy tia insecticide ianao dia mangala paraky de savony gasy dia afangaroy aoa naty kapoaka dia asio rano dia avelao hilona kely indray andro dia pulveriser-o amin'ny toerana tsy tinao hisy ala sy kadradraka dia maty ry zareo, lutte biologique e.

Mety koa ny vonina Neem (voandela-bazaha) Azadiracta indica dia dory ataovy lasa lavenona dia ataovy ao anaty rano de iny koa mety hahafaty bibikely. :*
23. jennifer2 ( 04/12/2005 04:10)
merci e! kay ve betsaka toy izany ny asan'ny paraky sy voandelaka e! tsy tao anatin'ny saiko indray iny.

Fa enao ity maharikoriko. Miverena mody fa aza mihinakina-poana any an-dakira any. Tssss! zaza adaladala. le kadradraka adao ody tetanosy sy le hala fisaka atao ody ali-fisaka aza efa tsy fidiny.
24. Herimiafina ( 04/12/2005 18:55)
An3, tsy zah anie no manao an'io fanendasana biby kely io fa ny olona aty aminay e, hendasina ao daholo na trambo na fanday na kankana na kadradraka na lolo na angidina na ala, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
25. jennifer2 ( 06/12/2005 00:29)
dain, poah!! avia aty fa tsy, omen'ny olona ny tsy fihinana any!
26. Herimiafina ( 06/12/2005 01:22)
Tsara be ary le izy kou, sady mafilotra tsara de ny fanaondry zareo an, ataony atina sandwich de mikarepoka tsara be, hehehehe:-D:-D:-D:-D
27. jennifer2 ( 06/12/2005 01:34)
enao aza manao zay maharikoriko ahy eo ka! mampandoha!
28. Herimiafina ( 06/12/2005 01:58)
Ao ary e, njy moa tsy tia an'izany o? :-*:-*:* hehe:-D:-D
29. jennifer2 ( 06/12/2005 02:07)
ieuu!
30. Herimiafina ( 06/12/2005 02:27)
Fa njy moa minana ihany rha aforcer-ko o? hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
31. jennifer2 ( 06/12/2005 02:44)
an3 ka! za rehefa tsy tia de tsy tia fa rehefa tia de tia!
32. Herimiafina ( 06/12/2005 02:54)
Inn ary tinjy e? Herimiafina? hehehehe:-D:-D:-D:-D
33. jennifer2 ( 06/12/2005 02:56)
raha tia ahy izy?
34. Herimiafina ( 06/12/2005 03:09)
Ie, izy kou toa tia anjy hoy izy tamiko knou, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
35. jennifer2 ( 06/12/2005 03:17)
hay ve? za koa zany toa tia azy, zany no lazain'le herimiafina ato anatiko.:*:*:*
36. Herimiafina ( 06/12/2005 03:47)
Ao ary e, :*:*:*:*
37. jennifer2 ( 06/12/2005 04:52)
:*:*:*:*
38. Herimiafina ( 10/12/2005 18:26)
De mbola :*:*:*:* foana de lasa herimiafina junior klé. hehehehe:-D:-D:-D:-D
39. jennifer2 ( 13/12/2005 01:14)
de lahy sa vavy le herimiafina junior?:*:*:*:*:*
40. Herimiafina ( 13/12/2005 01:30)
Vavy kely mitovy amin'i jennifer le reniny, fa ahoana, tsisy semences vavy ngah any amin-droky any? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4574