Inona loatra no manintona any an-dafy ka hamonoana tena

21. Veloo ( 14/10/2005 20:28)
eeeeeeeeee mafy ny fahatrana ry reto a mitady vola mba hanomezana sakafo ho an\'ny ankizy
22. Herimiafina ( 15/10/2005 01:21)
Ny any ambanivohitra dia mandositra mihazo renivohitra de mitovy amin'izay koa, ny any andrenivohitra dia mifindra monina any amin'ny tany mandroso.

Tsy misy mety mionona sy hafampo amin'ny fananany rha mbola velona ihany.
23. felicia ( 18/10/2005 21:17)
tsotra re io e...ny fahantrana mahazaka maniraka;betsaka ny micland mieritreritra hoe mora ny mahita asa na hoe moramora kokoa ny fiainana aty an-dafy...tsy hain'ny sasany mantsy fa ilay an.dafy ange ka tsy morae ...sarotra ny fiainana,ary lafobe...fa betsaka kosa ny manao scrifica hamelomana fianakams noho ny amin'ilay valeur n'ilay vola.
24. Herimiafina ( 18/10/2005 21:40)
Le andafy kou anie misy lafiny maha-manja azy ihany indraindray fa tsy lavina e. Ohatra, ny fahafahana tena izy. Afaka miteny ze tianao enao, afaka manao ze tinao, fa any amintsika de mbola eo ilay fahatahorana miteny satria be mpanakiana sy mpialona ary mpanaratsy.

Mody hoe mananatra nefa mandatsa sy mankarary be de tsy sahy miteny ilay olona. Izany hoe mila matahotra amin'ny zavatra mivoaka ny vava fa sao misy mamono.
25. hesham ( 19/10/2005 01:39)
Hors sujet le phrasenao sasany ry herimiafina.:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
26. Herimiafina ( 19/10/2005 02:03)
Otsanao zao mintsy le karazana mpanakiana ry hesham, tsss :-D:-D:-D:-D
27. hesham ( 19/10/2005 02:32)
Ie , te hianatra ana anga :-D:-D:-D:-D:-D:-D
28. Herimiafina ( 19/10/2005 02:37)
Non tsy fombako zany, zany ny tsy maha-te-hody anah tsony, ny hifanena amin,ny olona toa anao, hehehehe :-D:-D
29. hesham ( 19/10/2005 02:40)
Mataotsa ana ve hihihihi:-D:-D:-D:-D:-D
30. Herimiafina ( 19/10/2005 02:44)
Lasa mataotsa anao be zah fa sao de enao le xxx, mialona be anah de manakina be anah atsy ambadika atsy. hehehehe:-D:-D
31. hesham ( 19/10/2005 03:01)
Tsy miafina anao mintsy za , ampitaiko aminao direct zay tiko soratana aminao :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D.
32. Herimiafina ( 19/10/2005 04:20)
Otsan'ireny fampitanao anah ireny fitiavanao ireny ve? hehehehehehe :-D:-D
33. hesham ( 19/10/2005 16:14)
Fa ampitaina @ inona ianao , lakana ve sa avion .Raha tiko ianao marina efa nampitaiko taty amina .:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
34. Herimiafina ( 19/10/2005 20:55)
Ary enao hoa toa manantona akiky be otsan'ireny hanenjika ny molotro ireny zany e, mitady hanoroka anah be zany foana e, miala lavidavitra alou fa aza coler-na be otsan'izao zah sao de hitan'ny vadinao eo. hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
35. hesham ( 22/10/2005 01:34)
Midongy njay fa tsy meko bisous mipetaka hihihihi.
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
36. Herimiafina ( 22/10/2005 02:37)
Enao aza mianjy be horohako de mody manisa kintana be zah mba tsy voakendrinao le molotro, maty hasina ny molotro marina, hehe hehehehe :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2916