Inona ny olana?
41. ari.malala
(
13/10/2005 12:07)
nef za mahita! fa za tsy hanoro ;) hitako e, fa zany we sasa sy sonwin zany hatao en quarantaine e, satria mampijaly an'i veloo sy mamzelkely
43. ari.malala
(
13/10/2005 13:25)
dain zay ko ty d nhazo vahana! atao miaraka @ zareo ko zany njy :-D:-D:-D
45. Veloo
(
13/10/2005 14:43)
mamzelkely a ka tsy hitako retsy a ... tena mampijaly mihitsy reo...
o ry sonwin, sy ari.malala a inn ary e? :-D:{:-D
o ry sonwin, sy ari.malala a inn ary e? :-D:{:-D
46. sasa
(
14/10/2005 05:53)
Ari.malala, io indray njy sy le quarantaine an, njy kou miaraka aminay satria njy mahita kou:-D:-D:-D
47. mamzelkely
(
14/10/2005 07:47)
ho ento mits ry sasa fa zay sy veloo ampijalina njay no tedaviny entina any...:-D:-D:-D
48. sonwin
(
14/10/2005 08:20)
hampijaly sipa kle:°), milay zany an8), io ambony io aloha le zavatra fa mbola fanina foana ve?
49. ari.malala
(
14/10/2005 09:26)
:-D:-D d ampijalianay 3 zany nareo 2 ra zany!! tsy naleonjy ky za ry mamzelkely tsy nalefa niaraka t@ zareo tany!!! zao nareo 2 tsisy mpiaro tsony :P
50. sasa
(
14/10/2005 10:25)
ari.malala avia aty njy manampy anay fa tsy maninona e,
mamzelkely aza matahotra fa atao fampijalina moramora le izy kan :P
mamzelkely aza matahotra fa atao fampijalina moramora le izy kan :P
59. ari.malala
(
20/10/2005 07:33)
fa aiza ko no tokony hilàna muscles ry izy roa? =))=)) eo @ kibo alo fa nareo roa raha hivanivany tena danz b e =))=))
60. mamzelkely
(
20/10/2005 11:41)
veloo< efa mifameno tsika zany... njy zany tongotra de za tanana de ny kibo mo zany evidemment fa mimeme fôna oziz ari.malala =))