Inona ny olana?
22. sasa
(
07/10/2005 13:59)
ari.malala iza no ataonjy mise en quarantaine eto klé, an an an za tsy namindra fa izy no naka aretina taty kou :-D:-D:-D za efa sitrana fa i Mamzelkely no mbola marary izao kou :-D:-D:-D
36. mamzelkely
(
12/10/2005 06:47)
sonwin< efa misokatr ny maso efa 4 ary izay ato fda mbola ts mahita e... sady en plus efa nafeninao ono le izy...:?:-D:-D