Inona no mety antony amitahan ny lehilahy ny vadiny?
21. ari.malala
(
07/10/2005 14:03)
ny antony amitahan'ny lehilahy ny vadiny ve? ny adalan'nle lelà! tsotr'izao. Amiko adalana no amitahana olona tiana, na tsy tena tinao le vady d fitahina. Raha misy zavatra mank zany d ny miresaka ihany no fanafodiny.
22. Herimiafina
(
10/10/2005 01:38)
Raha izany ry ari.malala tsy tokony haterina eny amin'ny 18 ve ze mampirafy? hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
23. mandrindra
(
10/10/2005 12:49)
Ny lehilahy tsy mamitaka ny vadiny izany fa mba mandeha maka rivotra fotsiny. Rehefa avy maka rivotra ianao dia miramirana sy maivamaivana ery, dia finaritra ny ao antrano mahita andralehilahy toy izay.
24. Dixie
(
12/10/2005 16:56)
Inon koa zany koa sady manao tsinontsinon an ilay vady zany no milalao an ilay sipa iray fotsiny !
25. ravakamalala
(
12/10/2005 19:02)
mandrindra > d refa mavesabesatra sy sorisorena koa ny vhv dia afaka mandeha maka rivotra ?
27. itsong3
(
18/10/2005 10:22)
marina aloha fa tena osa ny nofo fa za mahita hoe ny fanahy syh ny saina koave ny antsika bandy dia natao tsy hahatohitra izany rehetra izany hatao hoe ny fivoarana no tena antony mampirongatra azy ity nefa tsy hoe t@ it y taon-jato ity anie no nanomboka namita-bady nylehilahy.mbola hisy ve ny fotoana hiovazn'izany?
28. cocorie
(
20/10/2005 13:40)
Fa manin refa ny sipa no mba mamitaka de tena drame be e! nefa samy miaina @ vava sy orona izao ihany.
29. lilbon
(
21/10/2005 12:46)
ahoana mintss no ho fahalemen'ny nofo?
le nofo aza mihenjana be kanou!hahaha
le nofo aza mihenjana be kanou!hahaha
31. fijo
(
04/11/2005 05:30)
cocorie an,ka raha izahay anie no manao dia manary e,fa raha nareo dia manangona be ao.
32. rinakely1
(
04/12/2005 18:10)
Nareo wa ref t hampirafy na efa mapirafy ny vadinareo d aza b questio ntsony we "fa maninn aza zako no mandeha any ankafa?"
zay manko ref mapirafy anareo zay tsy mba mivaky la tete pour ça fa on est maligne!!!!!
Ny fanafody: tu fais= je fais!
zay manko ref mapirafy anareo zay tsy mba mivaky la tete pour ça fa on est maligne!!!!!
Ny fanafody: tu fais= je fais!
34. saho
(
30/12/2005 16:13)
Am fomba fijery tsy miangatra letsy zala tena resy lahatra aho fa manana tombony ny bandy ra eo amin ny resaka fitiavana miohatra am sipa ra idirana lalina le fomba iainan ny bandy sy ny sipa ny atao hoe fitiavana, sa mba ahoana ny fijerin lisany azy ?
37. bonaventure
(
21/02/2006 15:57)
Tsotra fotsiny e,tsy fautetsika io ry akama ,ireo vehivavy koa anie tena janga efa hita izao fa manambady ranamana dia mbola hidirana ihany ,ny dobo tsy hita ho mahamanina ok