Tsy eto an-tany intsony isika afaka valopolo taona any.

21. Herimiafina ( 03/10/2005 23:00)
Miodina ny tany, ny olombelona nefa mangatak'andro amin'izay zavatra rehetra ataony. Maromaro amintsika angamaba ilay tratran'ilay hoe, aleo atao rahampitso ity zavatra iray ity, na aleo izany amin'ny manaraka resahana. Sûr be hoe hisy ny rahampitso sy ny manaraka.

Hozy foana i mamanay hoe : "ne remet pas à demain ce que tu peux faire aujourd'hui même" dia nampiany hoe "remets à demain ce que tu ne peux pas faire aujourd'hui même".

Misy zavatra tokony hataontsika ary vitantsika amin,iny fotoana tokony hanaovantsika azy iny nefa dia tsy ataontsika fa avelatsika ho vary mangatsiaka, asiana kely amin'ilay hoe: "le temps joue en ma faveur.." dia navela handeha ny fotoana.
nametraka daty isika hoe amin'ny alakamisy heriny ataoko ity zavatra ity, nefa rehefa tonga tokoa ilay alakamisy heriny dia tsy nataontsika akory le zavatra.

Arakaraka ny hanomezana fotoana be dia be ny olona iray hanaovany zavatra no vao maika mampi-trainer azy (loi de Parkinson no anaran'izay).

Gaspiller-tsika ny fotoana mba nomena antsika hanaovana zavatra tsara, tara fotoana lava isika, ary mametrapetraka rehefa mifanao fotoana aman'olona.
22. mamzelkely ( 04/10/2005 09:37)
ka zay le fianana ko.....:?
23. Herimiafina ( 04/10/2005 13:40)
Ankafizo tsara aza.

Fantatrao ve fa raha miaina 60 taona ianao dia 20 taona ny fotoana natorizanao izany.
8ora isan'andro ny torimaso, 8ora ny asa ary 8ora koa ny loisirs sy ny sns.
Kajio arak'izay ary. Iza ny anao no betsaka?
24. Veloo ( 04/10/2005 13:48)
io samy manana ny fisainana ka...
25. Herimiafina ( 04/10/2005 13:54)
De zay mihintsy ny ahy zao 12 ora isan'andro ny torimaso dia 12ora ny revy, saingy ny fianarana manaraka an'izay koa 24 ora be izao, hehehehe:-D
26. mamzelkely ( 05/10/2005 06:26)
de ra hiheritreritra an zany eto anie ry haerimiafina de vômaika io mihena e...:)
27. lary ( 05/10/2005 13:24)
Mba mahasoa letsy atao f'aza mandany fotoana @ fananianiana an!!! :°)
28. Herimiafina ( 05/10/2005 13:58)
Fiainana jiaby jiaby kou zany ry Iary an.hehehe:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1472