Tsy eto an-tany intsony isika afaka valopolo taona any.

1. Herimiafina ( 30/09/2005 04:19)
Toy ireo olona rehetra niaina teo aloha, ry dadabe sy ry bebe izay niaina toa antsika izao dia tsy hisy velona eto antany intsony isika rehetra mpifanerasera ato ireto.
Efa nanao bilan ny vitanao hatreto ve ianao, ny tsara ny ratsy. Ny zavatra niainanao rehetra?

Noho izany, kely ihany ny fotoana hiveloman'ny olombelona ka aza gaspiller-na amin'izao zavatra ratsy rehetra izao.

hamela ohatra ratsy ho an'ireo génération ho avy ianao raha izay, ka anisan'ny ho-classer-na ho olona nanaratsy ny fiainana teto antany.:(
2. onimp ( 30/09/2005 05:42)
Marina ny voalazanao fa mandalo tokoa izao fianinana izao sy ny filany fa ny manao ny sitrapon'Atra no maharitra mandrakizay...fa misy mametraka zavatra isan-karazany izay everiny fa mahasoa ny génération any aoriana ary toa oh marina kanefa mamotika, manimba ny taranaka faramandimby izany...aza mijery lavitra fa jereo ny manodidina anao e. Mahereza
3. ari.malala ( 30/09/2005 05:55)
zany bilan zany v tsy efa atao isaky ny hariva isaky ny hatory? zay le examen de conscience ê! donky tokony efa hahalala zany we androany ah, zao sy zao no nataoko, zao no tsy nety mila arenina, zao no tsara mila tohizina na atsaraina kokoa... fa marina alo ny voalazan'i Herimiafina we hamela fahatsiarovana ratsy raha sanatria ka ny ratsy no tavela bdb ê! ary Herimiafina tena manana herina intelizans danz b miafina any anaty lohany any an! :Z
4. miarina ( 30/09/2005 09:42)
koa raha efa fantatra fa ho faty daholo isika afaka 80 taona tsy aleo izao dia hamono tena ra izany.

Mahagaga tokoa fa ny hany zac=vatra tokana haintsika fa hitranga eo @ fianatsika dia ny hoe ho faty isika rehetra indray andro any
5. miarina ( 30/09/2005 09:42)
koa raha efa fantatra fa ho faty daholo isika afaka 80 taona tsy aleo izao dia hamono tena ra izany.

Mahagaga tokoa fa ny hany zac=vatra tokana haintsika fa hitranga eo @ fianatsika dia ny hoe ho faty isika rehetra indray andro any
6. ainaheri ( 30/09/2005 09:45)
Herimiafina>firy taona mo se zao?
ra araka ny voalazanao io we( tsy eto antany tsony sika afaka valopolo taona)d isaory ny avo ra izao taonanao zao no mbola ampina valopolo ka ahita zay zavahiseho @ zany!!
7. goga ( 30/09/2005 10:32)
mametraha ary souvenir tsara ho an'ny génération manaraka e ! Okay !
8. mandrindra ( 30/09/2005 10:52)
izay hitako fa tsara sy mety ataoko fa tsy izay hoe mety hitsaran'ny olona ahy any aoriana. Veona ary aho tsy izay fitsaran'ny olona no ataoko vaindohan-draharaha ko maika fa rehefa maty aho.
9. Herimiafina ( 30/09/2005 12:10)
"Il ne faut pas prendre la vie trop au sérieux, de toute façon vous n'en sortirez jamais vivant". hehe:-D
10. mandrindra ( 30/09/2005 13:03)
ataovy teny malagasy rangahy fa zahay tsy kôpy a !!
11. ravakamalala ( 30/09/2005 13:12)
Ka lazao zé marina fa Herimiafina koa an! Atao seurieux ty fiainana ty sa ahoana. Voan ny dilemme mits zay aminao.
12. sonwin ( 30/09/2005 13:34)
fiainana daholo izany
13. ari.malala ( 30/09/2005 14:21)
odry! inon no amonoana tena ry miarina â! fianana mbola milay b ty v d hamono tena?
14. kafmalbar ( 30/09/2005 18:20)
inona moa no tianao holazaina amin'izany,marina ny anao,mety rahampitsoa aza isika mety tsy ho eto intsony an
15. fijo ( 30/09/2005 19:44)
ka raha nitsaokalentika izany aho,dia nandany andro tamin'ny ratsy sa nanao ny tsara?????
16. Herimiafina ( 30/09/2005 19:56)
Profitiavo be mahintsiny zany ny segondra sy ny minitra iainana e. izay le mesazy tiana passer-na. hehehehe:-D
17. fasaly ( 30/09/2005 21:36)
ka raha mort vivant zà de aoana???:wink:
18. Herimiafina ( 30/09/2005 21:53)
De za kou izy izany. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
19. onimp ( 03/10/2005 12:43)
Dia hafahafa fisainana mihitsy ange ianao izany sady mampiditra no mamoaka ihany koa, mba sérieux rehefa miresaka zavatra oh itony e
20. Veloo ( 03/10/2005 21:27)
o ry hery a inn ary ty vary aminanana be ty lazao teny gasy tsotra letry aaaaaaaa :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1229