Iza no b fitiavana ny lhl sa ny vhv????
21. pika
(
28/09/2005 05:14)
ny vhv matetika olon'ny fo ka rehefa tena tia izy dia tia, fa ny lhk mazana olon'ny saina fitiavantena no betsaka hananany
sendra tafalatsaka indray ve ry .... dia miteny izany a ny napetrapetraka nefa mety ho tsy voaiisa
:-D:-D:-D

24. fasaly
(
28/09/2005 17:13)
nanaie:
an an an ka! ny vehivavy no betsaka eo abmbonin'ny tany noho ny lehilahy raha natao ny salan'isa, ohatra hoe raha misy ny vehivavy efatra de izay vao misy lahy iray, ka aoka itsy fa izay no tena mahatonga ireo haka vehivavy maro indray mandeha an!

26. Herimiafina
(
28/09/2005 18:17)
Tsy mitovy ny fotoana sy ny fomba hahaterahan'ny fitiavana eo amin'ny lahy sy ny vavy:
- Ny an'ny vehivavy miainga avy any amin'ny sainy no midina.
Lalan'ny hormone hypophysaire io, avy ao amin'ny hypophyse no makany amin'ny organe any ambany.
- Ny an'ny lehilahy dia mianga avy any ambany no miakatra makao amin'ny sainy.
Lalan'ny hormonde de la glande surrénale io, na ny androsterone izany.
Noho ny mahasamihafa ny fomba nahaterahan,ireo hormone ireo dia tsy mitovy ny fomba hahaterahan,ny fitiavana any amin'ny lahy sy ny vavy.
Ny vavy ohatra dia teraka aloha be ny fitiavanay ary mianga avy any amin'ny saina.
Ny lehilahy kosa dia somary mbola taratara kely vao mi-demarer ny fitiavany, avy any amin,ny vatany ambany vao miakatra any amin'ny sainy.
Raha jerena izany dia mitovy ny habean,ny fitiavan'ny lahy sy ny vavy fa ny fotoana maha-be azy no tsy mifanaraka. Rehefa tia be le bandy de le sipa tsy dia tia, refa tia be le sipa de le bandy tsy dia tia, dia ôtran'izay hatrany.
Indraindray anefa dia miaraka lehibe ny fitiavan'izy roa. Izay le ataon'ny Baiboly hoe anjaranao e.
Tandremo fa ny olona roa matoa ni-decider hiaraka tsy voatery mifankatia foana an.

27. fasaly
(
28/09/2005 18:42)
kay kay kay! zay njay ny tsy arakao ra hery an!
maranitra ihany njy ty knou!=D=D=D=D
maranitra ihany njy ty knou!=D=D=D=D
28. Herimiafina
(
28/09/2005 18:48)
Efa manomboka hidina izany fitiavnao zany ry fasaly an, ny ahy njay zao hiakatra.
Andao hitsindrona hormone androsterone sy dopamine de mifankatia be e.
Laingako kambony, mampanaelo eo ileiry any Belzika any. heheheheh:-D

30. lilbon
(
04/10/2005 11:14)
aiza injay zany theorie be zany ry heri a!8O tsy mitobona mintss le fihavian'le hormone an 'lelah sy vevavy teo an !:twisted::twisted:
tsss tsss na ho an'ny lahy na ho an'ny vavy de :)miainga any @ 5 sens daholo le fitiavana vao misy influx nerveux mankany amy hypophyse :lol:izay mamorona FSH mibaiko ny production de testosterone ho an'lelah de oestrogene sy progesterone ho an'ny vevavy.:idea:
fa ny maha be fitiavana ny lelahy fotsiny de satria izy tsy mi produire progesterone izay mahatonga ny vevavy tsy hisy fitiavana :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
fa efa en periode post ovulatoire :-D:-D:-D:-D:-D:-D

31. lorra
(
10/11/2005 11:45)
valie:
mandrindra:
Tsy ny santimaka no hitsarana ny fitiavana. Tsy misy valiny io hoe ny lahy sa ny vavy satria miova araka ny olona tsi11 sy ny olona iarahana no famborahan fitiavana.
tena marina fa ny vevavy no be fandeferana koko sady mavita manao sacrifice
NY tiko lazaina mandrindra hoe entr couple : ny vhv no tena tia kokoa noho le lhl.
Ohatra aminao sy ny ol miaraka aminao:iza no tena tia? ary aza valina za oe samy tia satria amiko misy tsy hitovizany, misy manatombo kel fona amin'io e! Na le lahy na le vavy.
Le vhv mahavita mampiseho ny fitiavany amin'ny fikarakarany le lhl, fa ny lhl zany tsy d mahavita io firy e!Misy ny mahavita fa amin'ny ankapobeny vitsy d vitsy.