Iza no b fitiavana ny lhl sa ny vhv????

1. valie ( 27/09/2005 09:52)
Iza no b fitiavana ny lhl sa ny vhv????

Tena ny vhv aloha raha ny fahitako azy e!Tsy hoe mamely anareo bandy fa amin'ny ankapobeny zany d ny vhv no b sentim nohon'ny lhl e!

HiHi, za zao tena b fitiavana b mahintsiny.:lol::lol:
novalian'i Ragadona ny 12/11/2005 13:20
2. mandrindra ( 27/09/2005 09:56)
Tsy ny santimaka no hitsarana ny fitiavana. Tsy misy valiny io hoe ny lahy sa ny vavy satria miova araka ny olona tsi11 sy ny olona iarahana no famborahan fitiavana.
3. Nananie ( 27/09/2005 10:01)
manaiky!
4. valie ( 27/09/2005 10:09)
mandrindra:

Tsy ny santimaka no hitsarana ny fitiavana. Tsy misy valiny io hoe ny lahy sa ny vavy satria miova araka ny olona tsi11 sy ny olona iarahana no famborahan fitiavana.



NY tiko lazaina mandrindra hoe entr couple : ny vhv no tena tia kokoa noho le lhl.
Ohatra aminao sy ny ol miaraka aminao:iza no tena tia? ary aza valina za oe samy tia satria amiko misy tsy hitovizany, misy manatombo kel fona amin'io e! Na le lahy na le vavy.
Le vhv mahavita mampiseho ny fitiavany amin'ny fikarakarany le lhl, fa ny lhl zany tsy d mahavita io firy e!Misy ny mahavita fa amin'ny ankapobeny vitsy d vitsy.
5. Nananie ( 27/09/2005 10:14)
Ka betsaka kou anie ny lhl be fitiavana fa tsy hainy ny mampiseo azy e! dia avy eo lasa manao conclusion we ny vhv no be (l)noho ny lhl. Tsy mbola nahita statisika mikasika anio kou anie isika e! Sady na hisy aza io, mbola ao kou ny mamorona, tsy manome 'zay tena valiny.
6. vivi ( 27/09/2005 10:26)
araka ny fijery azy aty hivelany aloha d toa ny vhv marina no tia nefa toa tsy fantako loatra fa matoa maka vady na miaraka @ sipa ny lhl d tsy maintsy manampitiavana b fa ny degré no tsy fantako za aza mba manontany tena we ahoana ny atao mba ahitana ao anatiny lohany ao, sa mety zay no maha lhl azy fa tsy vhv , fa tsy manao fanahiniana akory fa efa voajanahary
7. booboo ( 27/09/2005 10:35)
hihihihi misy fomba ijerevana ny halehiben'ny fitiavana ve ? oe zé mpanao câlins indrindra sa mpiteny tiako enao indrindra ve ? Samy manana ny fomba fampisehoany fitiavana ny lhl sy ny vhv ( mitovy fa tsy sahala )araka ny hevitro.
8. zakony ( 27/09/2005 11:06)
izany hoe ny samy tia, fa ilay fisehony no tsy mitovy e, ny vhv tiany hoe tambatambazina foana, tantanana foana, sakambinina, safosafoana fonafona, sns
ny lhl indraindray mba mila mitokana kely maka saina irery, sns, izany no fahitako azy.
izaho lhl, dia hitako fa indray tafahoatra ny ataon'ny vhv, tsy ny halehiben fitiavana no tsy mitovy fa ilay fomba entina mampiseho azy
9. sasa ( 27/09/2005 11:12)
le izy izany ny tena marina, samy be fitiavana na ny lhl na ny vhv fa samy manana ny fomba entina maneho ilay fitiavana io, misy ny sasany miteny tiako ianao sy manao calin foana nefa ny ao am-po ao mety tsy 100% akory, nefa misy olona tsy maneho firy an'izany nefa izy tena tia tokoa, ka io anjaranao ny mandanjalanja sy maneho ny fitiavanao ilay olona miaraka aminao, fa amiko aloha le fitiavana tokony ho samy tia matoa miaraka fa tsy hoe samy hafa be akory, na hoe le vhv tia be moa le lhl somary tsy d tia.
10. Nananie ( 27/09/2005 11:25)
Misy mpilalao fitia fotsiny kou!Dé aôna, ny iray tsy mahazo inin.:?
11. xxx ( 27/09/2005 12:19)
nndryyy , zato nareo , fa oe iza no be fitiavana ,
tsy azo lanjaina anie ny fitiavana e! oe firy kilo , na firy m3 , famarina ny tenin' i zakona ny fanehoana azy no za-dehibe , na calin , na oroka , zay no maha samy hfa ny llhy sy vvy ny fanehoana azy , raha mitovy izy dé tsy mety , zava-dehibe dé oe samy TIA ;
12. mamzelkely ( 27/09/2005 12:35)
zay e... ny fomba fanehona azy no ts mitovy fa samy tia matoa miaraka ny olona roa misy période fotsiny le izy we le lhl no tia koko de le vhv ts de miraika de aveo njay mifamadika...
13. ravakamalala ( 27/09/2005 13:18)
za zao be fitiavana fa zay mila dia avy aty.
14. xxx ( 27/09/2005 13:29)
nndryyyy ry ravakamalala, fa maninona no atao vari-boba , nga betsaka ny rab no atao an'zany, alefaso ary e!
15. ravakamalala ( 27/09/2005 14:14)
Maninn kosa ary ? Ka manana betsaka aho tsy ho zaraiko, aiza enao teo?
16. ari.malala ( 27/09/2005 14:42)
valie:


NY tiko lazaina mandrindra hoe entr couple : ny vhv no tena tia kokoa noho le lhl.
Ohatra aminao sy ny ol miaraka aminao:iza no tena tia? ary aza valina za oe samy tia satria amiko misy tsy hitovizany, misy manatombo kel fona amin'io e! Na le lahy na le vavy.
Le vhv mahavita mampiseho ny fitiavany amin'ny fikarakarany le lhl, fa ny lhl zany tsy d mahavita io firy e!Misy ny mahavita fa amin'ny ankapobeny vitsy d vitsy.



laviko, mitovy aky â! tena za sahy miteny fa misy lhl mahavita misakr zavatra maromaro mintsy noho ny fitiavany ny olon-tiany! :)
17. Herimiafina ( 27/09/2005 15:13)
Za lou be fitiavana be e. Zay no fantatro. hehehehe:-D
18. deghany ( 27/09/2005 15:26)
za!
19. xxx ( 27/09/2005 16:56)
aiza ary o !
ty aho ry ravakamalala , nnndryyyy aiza ary aho raha hitanao , tediavo o!
20. lilbon ( 28/09/2005 04:29)
za alou be fitiavana noho ny vevavy e!:):)
vevavy tsy ampy ana zany kle !?=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8843