Fitiavana tsy misy sacrifice, tsy tena fitiavana

21. sasa ( 27/09/2005 11:21)
d sacrifieo eo daholo izany e, za indray aloha rehefa mahita zavatra tsy mety tonga d miteny klé, iza no hiaritra treffle eo, amzao fiainana izao ve mbola hisacr foana, aleo milamina fotsiny ihany kan, fa fitiavana foana io na misy sacrifice na tsy misy e, fa anjaranao no mijery hoe na hisacr enao na tsia, ary raha olona 1 tianao izany aloha amiko tsy hampisacr anao izany fa matoa enao misacr foana d tsy d tia anao izany le oul fa enao no tena tia an'azy e.
22. fasaly ( 27/09/2005 12:18)
sacre coeur!
23. mamzelkely ( 27/09/2005 12:37)
fandeferana angamba no tena azo ilazana an'io fa ts sacrifice... enfaait "tolérenc" zany e.. sa ve...:roll:
24. fasaly ( 27/09/2005 17:29)
ilay sacrifice amiko de effort kely atao hanomezana fahafahampo an'ilay partenera raha tratran'ny ankaterena iny foana . fitiavana ihany zany le izy amiko. mbola ohatra toy ny voalazan'i namana etsy ambony hoe: raha voatàna ny asa amandraharaha mafy ilay iray ka zara raha hanana fotoana hiarahana milamina amin'ilay partenera-ny de mba mety hanao effort izy hanao sacrifice kely hanokana fotoana ho an'ilay iray ohatra.
25. Herimiafina ( 27/09/2005 21:30)
Kely kay zany reny effort nataonao ireny ry fasaly an? ehheheheheh
26. lilbon ( 28/09/2005 04:26)
hahaha!
ka aleo alou miditra amin'ny antonony e! mi sacrifier va wa nareo de hitanareo fa zavatra kely tsiss dikany avu eo de lasa mivadika nareo !
iza aminareo ireo mou le we mpanao sacrifice?
de jereo fa nareo mpanao sacrifice reo matetika le mpanao vengeance koa!8)8):-P:idea:
hi h ih isa tsy marina ?:twisted:
27. fasaly ( 28/09/2005 05:35)
hihihi
zà lou mpanao sacriffice ihany kely varavetika fotsiny e!
28. Nananie ( 28/09/2005 13:48)
Amiko io na scrifice, na tolérance, samy manimba ny fitiavana rehefa diso be lôtra. Na tsy diso be lôtra aza, fa we tsy maintsy atao fôna. Tsy ho leo ve nareo ny farany? Fa maninona no tsy maintsy handefitra fôna, na hisacr? ôtran'ny zvt rehetra ihany io. Tsy maintsy misy farany.
29. Herimiafina ( 28/09/2005 18:05)
Tsy de hahitana reponse général loatra angamba io resaka sacrifice sy tolérance io fa dia miankina amin'izay olona miaraka aminao ihany.

Misy ny olona mahafinaritra ny manao sacrifice hoa zy, misy indray ny olona tsy de mendrika loatra le anaovana sacrifice.

Zavatra samihafa amin'ny fitiavana ary tsy miaraka amin,ny fitiavana mihintsy ireo roa ireo dia ny sacrifice sy ny tolérance izany. Mahagaga anefa fa dia ampifandraisin'ny olona amin'ny fitiavana ilay izy toy ny mampiaraka ny vary sy ny laoka.

Afaka amano sacrifice hoa N,ny voisin-nao koa ianao izao ohatra, ça veut pas dire que tu l'aime.

Heritrereto anie e.8)
30. lilbon ( 07/10/2005 05:43)
tena ity aloha misy hevitra matotra !
ho sacrifier ko amy le namana ray zay ny akibe-tongotro fa izy mbô tia le akibe e! hu hih ih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.219