izao no manjo refa maika

21. pika ( 28/09/2005 05:18)
tao anatin'izay 10taona niarahana izay efa hitanao ny kilemany ary raha tena tia azy ianao dia nahitsinao
naninona rehefa tsy zaka dia tsy nifamatotra sy niteraka izany fa naleo samy rava
zay ilay vady par pitiƩ sisa dia izao
mazana anefa ny vhv foana no voa mafy
koa tandremo ry rahavavy isany rehefa hita tsy de mazoto tsara ralehilahy aza maimaika misoratra izany
22. Herimiafina ( 28/09/2005 20:31)
Za kou zany leo tampoka teo njay.
Heheheheeh:-D
23. Veloo ( 28/09/2005 20:33)
pika a
dia mitandrema tsara tokoa ry vehivavy rehetra:wink:
24. lilbon ( 30/09/2005 05:04)
aaah boonn!
izao izany !?
"une personne qui respecte la vie ,n'a pas le droit de souffrir toute savie "?
hono wa :enao ve mbola tanora ?ataovy haingana izay heverinao fa mahasambatra de aza mba hanenenana ze vita fa raha toa ka tsy tantinao le mi souffre de izao de zao de mandana mipitsika amin'izay fa sao antitra eo ny ketsa .:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4897