Feminisma: aiza ny vehivavy eo amin'ny asa fampandrosoana?
41. Herimiafina
(
04/10/2005 13:31)
Betsaka ny interprétations azo alaina avy amin'io.
Ny momba ny zoridira ohatra dia resaka environnement ilay izy. Refeha nihena ny isan'ny vehivavy manao sakafo ao antrano dia lasa nitombo ny antsoina hoe aliments en boîte,ny fampiasana ny emballage en polystirene ny fampiasana ny couche sy ny serviette izay mahabe ny zoridira aty amin'ny tany mandroso.
Ny momba ny mpivaro-tena dia lasa nohalalahana ny resaka filana ka afaka mano izany amin'ny olondrehetra araka izay tiany ny olona tsirairay avy, ary ny fidelité aza hono dia tena entrave à l'épanouissement individuel satria hono mibahana ny liberté ny olona iray.
Ny momba ny asa dia mazava ho azy fa rehefa miakatra ny demande de travail dia lasa midina ny valeran'ny asa. Mitombo ny chomage ary mihakely ny karama satria fanihanian'ireo mpampiasa ampifilaina ny mpiasa satria remplacable daholo.
Ny hevitro:
- Ny resaka zaoridira dia noho ny avancée technolojika sy ny économie de marché sy consommation de masse no nahatonga ny fako sarotra éliminer-na.
- Ny resaka infidelité dia efa nisy foana taloha saingy niafinafina taloha dia otran'ny hoe vitsy.
- Ny resaka fidinan'ny valeran'ny asa dia ny robotisation koa no tena antony lehibe fa tsy ny fidiran'ny vehivavy amin'ny sehatry ny asa loatra.
Okay, ary ny hevitr'i toi?

42. pitchou
(
07/10/2005 13:43)
ny hevitry moi? tena manohana ny avancée tekinolojika aho satria manjary lasa very asa knou!
sady raha tsy misy izay dia hihabetsaka ny fako satria ahoana aza no hi-traiter-na an'ireo fako ireo? fa na izany aza efa manomboka miverina @ sakafo voajanahary ihany ny olona e!
fa iza tokou mou zany no tena infidèle eo @ le raharaha manga: le mpivarotra sa le mpividy?
fa miresaka robotisation enao: sarotra ange ny hanome tsiny ny robotisation e! satria indraindray mafy loatra le asa d lasa heverin'ny sasany ho fanandevozana (travail inhumain)

43. Herimiafina
(
07/10/2005 16:48)
De refa éliminer-na le zoridira ka alevina any ambanin'ny btany dia misy gazy méthane mivoaka dai manimba ny couche d'ozone 4 fois noho ny gaz carbonique tsotra azo avy amin'ny fampiasana saribô izay hanenjehana ny tany mahantra.
Samy mijanga jiaby na le mpivanga na le mpitazona dokany, le mpitazona dokany kou anie manambady e.
Le manambady mihintsy no toa efa fomba tsy azo idivirana fa le fahamasinanay no nasitaka etsy anjorony.
Favy ny robot fa tokony hisy olona koa miaraka miasa aminy eo, iza moa no mampandé ny robot. Ny robotisation ratsy de le mikasika ny asa azon'ny olona hatao tsara: manolo zaza, mahandro sakafo, mamafa trano, snsn. hehehehehe:-D