Feminisma: aiza ny vehivavy eo amin'ny asa fampandrosoana?

21. pitchou ( 23/09/2005 02:14)
kay kay kay! hanahirana ity bandy ity marina!:-w
22. Herimiafina ( 23/09/2005 17:25)
Sahirana sahady ngah njy ry pitchou? :-D:-D:-D:-D
23. pitchou ( 23/09/2005 17:57)
efa we "h"anahirana kou! tsss
24. Herimiafina ( 23/09/2005 19:04)
Za koa ary mbo vo-sahiranin'ilay fomba fisainako tato ho ato. :-D:-D:-D:-D
25. ravakamalala ( 24/09/2005 22:27)
Bravo kally !!!! tena mankasitraka e! Za koa aloha dia tena tsy manaiky an ilay feminisme e! Diso tafahoatra foana hoa ny an ireto vazah aireto, tssisy atao mihitsy angamab ka zavatra milamaina no hita ho korontanina.

Samy manana ny anjara asany ny vehivavy sy ny lehilahy, misy zavatra vitan ny lhl tsy vitan ny vhv, dia vice versa. raha hendry izy tsy ny mahamendrika no atao.
26. pitchou ( 25/09/2005 16:41)
ravaka> ka ndry kosa aza ve dakôrou @ le we raha asa mitovy no atao d asina fanavahana ka ny karaman'ny lahy atao betsaka lavitra noho ny karaman'ny vavy satria vevavy e! miosy rariny ihany kosa ange nenjareo fa tsy d we diso daholo e! otran'ny vevavy mihevitra fa ny mitoetra ao an-trano tsy mandingan-tokonana no anjara toeran'ny vevay ihany io: misy hadisoany be d be nefa kou misy ilana an'zany (:-D:-D:-D:-D:-D)
27. ravakamalala ( 25/09/2005 20:41)
pitchou > Tsy maninn mihitsy refa izay no fitsipi dalao, ra efa ampafantarina ahy hatram 1° oe izao no karamanao (na dia asa mitovy aza), miditra aho raha mazoto, refa tsy tiako dia miala aho,
Andraikitry ny lehilahy akia ny mampidi mbola antrano a! Io no anjara asany, dia raha hisalovana ny anjarany indray ndry dia inn intsony ny ho azy?

Aza miady vintana amin ny akoho ho a!
28. pitchou ( 26/09/2005 18:20)
zà ndray aky ravaka d mankahala ny fanavahana @ lafiny rehetra! na ara-tseksa io, na ara-bolokoditra na ara-poko sns, rehefa fanavahana saranga d toheriko mafy daholo! ndry ve zany raha hianatra ka ataontsika hoe manao concours ndry d place iray no iadivana d hitan-dry hoe tena rariny raha le bandy no raisina satria izy natao hampidi-bola rahatrizay?
d hevero ko zany le hoe sipa na vevavy tsy manam-bady, d tsy tokony ho velona ve zany ireny amin-dry satria tsisy lehilahy hamelona?
d raha manana zanaka vavy sy lahy indry d tsy alefan-dry mianatra ny zanaky ndry vavy fa tokony hiandry lehilahy mpamelona fa sao mahay ka misalovana ny mety ho anjara asan'ny bandy hamelona sipa hafa any?
mbay kosa retsy! pas dakôro! pas dakôro!
29. Herimiafina ( 26/09/2005 19:14)
Za zao ny zanako voalohany reveko be raha vavy ôtsan-dreniny. Manjary tsisy akama ny reniny e.:-D
30. pitchou ( 26/09/2005 23:47)
fa ho aiza enao no tsy hisy akama ny reniny?8O
31. ravakamalala ( 27/09/2005 13:49)
pitchou > Mazava ho azy fa raha izay no endrik'ilay fanvakavahana dia tsy mety.

Fa mbola misy asa azon ny vehivavy atao (soa ihany), ny fanontaniana nipetraka teo dia ny hoe atao mitovy tanteraka mihitsy ny lahy sy ny vavy, d amin io tsy manaiky aho satria misy ny anjara asa tokony ho an ny lahy dia misy ny an ny vavy.

Ohatra : lahy no mamelombady
Vavy : mikarakara tokantrano.
32. booboo ( 27/09/2005 17:21)
zay mitsy. Matetika refa miteny an'izany na miady hevitra ny @ io raha io dé lazain'ny tary fa femme soumise e, femme battue e, ....
33. Herimiafina ( 27/09/2005 21:50)
Aza mi se soumettre sy manaiky ho battue zany ry booboo an.

pitchou: mba misy akama hiraisana tsikombakomba handrakitana ahy le reniny zany e. Komplisin-dreniny zany le zanako vavy matou e. hehehehehehehe:-D
34. Veloo ( 28/09/2005 17:22)
booboo a tsy misy an'izany zany tsony; aiza ny droit de la femme?
35. Herimiafina ( 28/09/2005 23:50)
Mampanaelo be booboo fa mandefitrsa be, amby aty amina de lasa mpanjakakely. hehehehehehe:-D
36. pitchou ( 02/10/2005 16:46)
heri> be resaka eo fa mitady lalana hiporitsahana fotsiny!:-w
ravaka> io samy manana ny tiany fa zà tsy dakôro @ zany we iry misy asa mbola azonao atao kou no maninn no iny no asa ataona!!!! nenà rehefa izay ny asa tiany atao d izay no ataony! ary tsy satria he vavy d atao ze tsy anaovany izay asa izay! zo fototra zany amiko kousss!
d ndry zany hiandry bandy hamelona andry? d raha lasa tampoka teo le bandy d ho aiza zany ndry na hanao inn mandra-pahita bandy hafa? 8O
37. ravakamalala ( 02/10/2005 19:53)
pitchou > Tsy hiitady bandy hamelombadya ho ka, fa efa io teneniko io hoe misy asa ho an ny vehivavy dia misy natao ho an ny lahilahy, misy anjara asa natao ho an ny vehivavy dia misy natao ho na ny lehilahy, dia samy manao araka izay vitany.

Fa ny tiako tenenina fotsiny dia hoe, izay no anjara asan ny lehilahy voalohany : mitondra vola mody, honneur ho azy izany, ka avela ho azy.
38. pitchou ( 03/10/2005 19:55)
d nendry mankaiza ny vola?
d inona izany asa ho an'ny lehilahy izany d inona no anjara asa sahaza ho an'ny vehivavy ? (resaka asa fampidiram-bola) ankoatry ny sekretera azafady fa lehilahy ny sekreteranay ka sao lasa mivadika orera eo:lol:
39. Herimiafina ( 04/10/2005 03:36)
De ahona no hanazavanareo ity valimpikarohan iray ity:
"Nanomboka tamin'ny nidiran'ny vehivavy teo amin'ny sehatry ny asa sy ny émancipation de la femme dia nirongatra be ny antsoina hoe maladies du temps moderne: cancer, hypertension arterielle, prostate, etc."
"Ny fidiran'ny vehivavy eo amin'ny sehatry ny asa dia nampitombo ny quantité de déchets publiques na ny zoridiran'ny kaominina aty amin'ny tany mandroso".
"Nanomboka tamin'ny nidiran'ny vehivavy tamin'ny sehatry ny asa dia nitombo be ny délinquance juvenile, ny promiscuité (fivarotantena, ny attentat à la pudeur, etc.) sy ny problèmes sociaux liès aux vices et à la misère".

Fanamarihana ireo fa tsy hevitr'i herimiafina.
40. pitchou ( 04/10/2005 08:29)
ka nisy tanyho any izany nieritreritra hoe ny anjara asan'ny vehivavy d mikarakara zoridira ! d satria niova asa le vehivavy d tavela teo ny zoridira

na gardien sefon'ny fonja ao an-trano, na coureuse de jupons sy shorts ka nony niova asa izy d tsy nisy nanejika intsony ny jupons sy shorts

asa na nitombo ny isan'ny mpivaro-tena na ny lehilahy mandeha mividy tena no mihabetsaka?

lasa miserere ny olona satria nitombo ny vola azon'ny vehivavy d lasa nitombo koa ny fandaniana sy besoins d otran'ny mahantra ihany! sady hafahafa ange izany hoe nony 2 fa tsy 1 ny isan'ny olona mampiditra vola ao an-trano vao mihamahantra e! angaha tsy hoe tokony hiasa ny vehivavy fa efa sarotra ny fiainana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438