Voatavo!
1. vale
(
19/09/2005 08:30)
Nisy lehlahy iray hono niala sasatra teo ambany rotra (hazo misy voany madinika!) dia misy voatavo maniry koa teo akaiky teo! D lasa hono ny eritreriny hoe A/tra manaonao foana fa hazobe itony d vona-javatra kely fotsiny no mihanton-kantona eny nefa ny voatavo taho marefo kely itony d voany ngezabe no tarihany!...D nisy voana rotra nilatsaka teo an-tampon-dohany d ozy hoe tsy manaonao foana ihany A/tra fa raha mba voatavo moa no nilatsaka teo é!!!
novalian'i Veloo ny 19/10/2005 20:30
7. maditra
(
19/09/2005 17:43)
Fa tsara ilay blague fa saingy karazana ireny antsoina hoe "deja vue" en Anglais ireny. lol, vandiko izany satria blague masina ity. :-D
11. ari.malala
(
20/09/2005 11:56)
ko tsy vaky v ny lohan'ol ry sasa sa le we tsy hay tsony we iza no iza v?:-D:-D:-D:-D:-D:-D
17. sasa
(
23/09/2005 12:30)
ahoana kou izany lohamboatavo izany klé:-D:-D:-D:-D
ari.malala tsy fantatra intsony eo ihany, fa ny loza anie d mety ho le voatavo no vaky e
ari.malala tsy fantatra intsony eo ihany, fa ny loza anie d mety ho le voatavo no vaky e